Day: 4 octobre 2017

Nitory avy hatrany izy ireo ary nisy ny fanadihadiana nosokafan’ny pôlisy ao Grand Baie. Niainga tany amin’ny toeram-pandihizana ny raharaha. Mba nivoaka alina tao amin’io toerana io toy ny olon-drehetra izy ireo, ny faran’ny herinandro teo no nihaona tamina lehilahy maorisiana telo. Nanomboka teo ny resadresaka ary nisy ny fanasana azy telo vavy mba handeha…

Manana andraikitra ambony ao Toamasina izy, saingy niniana tsy hotononina anarana mba ho fiarovana ny momba azy. Nanao fitiliana omaly ary voaporofo teo fa mitondra ny valan’aretina pesta koa ny tenany. Natao avy hatrany ny fitsaboana mifanaraka amin’izany. Mena tanteraka ny loko amin’ny pesta eto Toamasina ankehitriny, satria araka ny vaovao marim-pototra voaray, na mangina…

Projet PROPOFAN :  « Nourrir la capitale » dans les règles

Face à la dégradation de nos marchés, le programme ASA financé par l’Union européenne a organisé un concours de projets qui visent à l’assainissement des marchés et à la pérennisation de leurs infrastructures. Sur les  trente-trois  communes participantes, celles de Talatamaty, de Sabotsy Namehana et d’Andranonahoatra  sont sorties  du lot. Elles ont bénéficié chacune d’une…

Les championnats du monde de « bodybuilding »« WBPF »  débuteront ce jour à Mongolie. Deux bodybuilders malgaches prendront part à ces joutes mondiales. Il s’agit de Jhon Mario Randrianarimanana dit Bigman et de Maholy Razafinantoanina, alias Antoine Cutler. « Bigman », champion de Madagascar en titre évoluera dans la catégorie des moins de 80 kg et Antoine était son dauphin…

Ny pesta etsy andaniny, ny asan-jiolahy etsy ankilany. Ny alahady hariva lasa teo, tokony ho tamin’ny efatra ora tokalandro no hita faty tao an-tokantranony tao Maintirano,  ny Talen’ny kabinetran’ny Faritra Melaky teo aloha. Tsy fantatra mazava hatreto ny tena zava-nisy na fanafihanan-jiolahy niafara tamin’ny vono olona izy ity na tena vono olona an-kitsirano tsotr’izao. Ny…

Le karaté malgache se mobilise après son entrée dans la grande  famille olympique. C’est ainsi qu’un stage pour les entraîneurs de karaté de niveau s’est tenu à l’EN2 et à l’ESCA, du 26 au 30 septembre, sous la direction du Président de la Fédération Malgache de karaté,  Solofo Andranomafana qui jouait d’une casquette, car il…