Day: 5 octobre 2017

Trangam-piarahamonina tsy dia fahita na fandre firy no niseho tany amin’ny tanànan’ Ambakirano, Distrikan’ Ambilobe, Faritra Diana, afak’omaly talata tokony tamin’ny roa ora tolakandro. Nisy voay lehibe iray voatondro fa mandripaka biby fiompin’ny mponina manamorona ny reniranon’i Mahavavy iny no voasambotry ny fokonolona. Rehefa novonoina ity voay vavy ngezabe tratra ka norasaina dia nahitana zaza…

Fashions week de Milan & Paris : Coco masombika fait sensation avec “Extra-terriens”

La collection de Coco Masombika n’est pas passée inaperçue aux fashion week de Milan le 24 septembre et à Paris le 1er octobre. Révolutionnaire et certainement dans l’ère du temps mais pas toujours au goût de tous ! La collection qu’a présentée Coco masombika au fashion week de Paris, celle destinée à la gent masculine en…

SGS Madagascar : Un laboratoire textile accrédité ISO/CEI 17025 : 2015

Le secteur textile malgache renforce sa renommée internationale. Grâce au laboratoire de SGS Madagascar, les produits du textile malgache sont assurés d’être aux normes internationales en vigueur. Le laboratoire de SGS Madagascar vient d’être accrédité selon le référentiel ISO/CEI 17025 : 2015. La remise officielle du certificat a eu lieu, hier dans les locaux de la…

Dahalo manodidina ny 20 lahy any ho any, nitondra basy, no nanafika fiarabe iray tao Bekabaro, ao amin’ny kaominina Marokoro, any amin’iny distrikan’i Maevatanana iny, ny voalohan’ny herinandro teo. Vokany, voatifitra ny mpamily saingy mbola afa-nitsoaka. Vola manodidina ny telo hetsy ariary eo kosa no latsaka ary lasan’ireo mpanakan-dalana. Tokony ho tamin’ny telo ora tolakandro…

Nilamindamina ny toe-draharaha teny amin’ny oniversiten’i Toamasina, ao Barikadimy, omaly. Izany dia vokatry ny fisamboran’ny mpitandro ny filaminana mitambatra ireo mpianatra 09 mpitarika ny fitokonana, saingy tsy maintsy navotsotra taorian’izay noho baiko nidina. Nandritra izany anefa dia miaramila 04 nanao fitandroana ny filaminana tao Barikabimy no naratran’ny tora-bato, kodiarana maromaro no nodoran’ny mpianatra ary teo…

Peste à Madagascar : Silence assourdissant du président

Bon nombre d’observateurs s’interrogent sur le silence persistant du président de la République Hery Rajaonarimampianina alors que la peste continue de tuer ses compatriotes. Les conditions ne sont pas encore réunies pour que le président de la République puisse recourir à l’article 61 de la Constitution qui lui confère le pouvoir de proclamer une situation…

Asa aloha na sotasota na noheverin’ireo dahalo ho fokonolona mampandry fahalemana no nifanena taminy fa avy hatrany dia tifitra vary raraka no nasetriny tamin’ireo andian’olona nifanena taminy. Efa alina rahateo ny andro ka tsy nifankahitana loatra ny lalana. Andian’olona avy namonjy alim-bavavaka ireto nifanena tampoka tamin’ny dahalo ireto. Tao amin’ny fokontany Morafeno, kaominina Anjoma Ramaritinina,…