Day: 6 octobre 2017

Poursuivant l’enquête sur la saisie de 210 kg de Chlorate de Sodium dans le district de Betroka, la gendarmerie s’attelle actuellement à la recherche de l’origine de ce produit. Des sources dignes de fois indiquent que désormais, la suspicion s’oriente vers un opérateur économique qui est susceptible de pouvoir importer de produit de fabrication d’explosif.…

Velom-bolo ireo tantsaha any amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana, indrindra ny ao amin’ny Distrikan’i Vangaindrano, fa tafakatra 14 000 Ariary ny kilaon’ny jirofo amin’izao, raha 11 000 Ariary ny iray kilao ny 20 septambra teo (fotoana nisokafan’ny taom-piotazana tamin’ity taona ity). Kaominina telo dia  Manambondro, Matanga ary Masianaka no tena ahitana io jirofo io mitobaka be ao Vangaindrano.…

Riposte à la peste : Le gouvernement mise sur la responsabilisation des citoyens

Impliquer les populations dans les actions de lutte pour la maîtrise de la peste, telle est la stratégie adoptée par le gouvernement actuellement. « La lutte contre la peste est une responsabilité de tout un chacun ». Un message fort de sens véhiculé par le Ministre de la Santé publique lors d’un atelier de sensibilisation des chefs…

Na tetsy Ankazobe na tetsy Antanifotsy, dia samy nahafaty olona avokoa ny lozam-pifamoivoizana nateraky ny fiara fitaterana. Ny voalohany, ny alarobia teo tokony ho tamin’ny iray ora tolakandro no nivadika tany anaty hantsana ny taxi-brousse iray. Teo amin’ny RN4 (PK14+700), teo amin’ny fokontany Kiva. Vokatry ny fandehanana mafy sy ny tsy fitandreman’ny mpamily no nitarika…

Valan’aretina pesta : Hifady hanina ireo pasitera ao amin’ny Fmfoi, mandrapahafoana izany

Samy manana ny anjara birikiny entina miady amin’ity valan’aretina pesta ity ny tsirairay. Raha sarom-bava ny an’ny sasany, fitondrana am-bavaka sy asa sosialy kosa no nosafidian’ireo mpino ao amin’ny Fmfoi, izay tarihin’ny Apôstoly Benjamina, entina hiadiana amin’izany. Araka izany dia fantatra nandritry ny fampiantsoana mpanao gazety natao omaly, teny Andrefan’Ambohijanahary fa hifady hanina ireo pasitera…

Omaly hariva, mpiasa iray avy eto amin’ny orinasa Midi Madagasikara no naratra  rehefa  nisy fiara taxi 4L nandona  azy, teo amin’ny « rond point » avy eny Masay iny. Nitondra bisikileta ity namana mpiara-miasa ity, tamin’io fotoana io avy any Masay ary  handeha hamonjy ny asany amin’ny alina, taty amin’ny orinasa. Efa tafatsofoka tao anatin’ny « rond point »…

« Génération rock » : Une ode à Metallica au Karibotel

Le 31 octobre, à l’occasion d’un show intitulé « Halloween night », « Génération rock » va investir le Karibotel Analakely pour reprendre les chansons les plus connues de son idole : Metallica. Et de deux pour la bande à Géremioh ! Le 31 octobre, « Génération rock » revient sous les feux des projecteurs avec « Halloween night ». Une soirée qui rend hommage…

Hery Rajaonarimampianina : Rencontre avec le président italien à Rome

Parmi les communications verbales à l’ordre du jour du conseil des ministres d’avant-hier, figurait celle effectuée conjointement par le ministère des Affaires étrangères et le ministère auprès de la Présidence chargé de l’Agriculture et de l’Elevage concernant la visite présidentielle en Italie du 16 au 18 octobre 2017. Le président Hery Rajaonarimampianina sera reçu notamment…