Day: 13 octobre 2017

Antitra vao mivoatra gaigy ity rangahy be, zazavavikely vao 13 taona monja no nanaovany ny filan-dratsiny.Tao an-tsena Sabotsy no nisehoan’ity tranga ity, ny Talata lasa teo. Raha ny fantatra dia fanindroany izao no nanolanany io zaza io. Tsy nisy  nanam-po ny zavatra nataony ny manodidina rehetra, izy rahateo efa antitra. Efa mifankazatra amin’ilay zaza rahateo…

Habibiana, tsy firarahiana sa dia inona loatra no nahazo ny ray aman-drenin’ity zaza tsy manan-tsiny ity. Vatana mangatsiakana zazakely iray, izay efa lo sy potika tanteraka mantsy no hitan’ny fokonolona tao amin’ny tokantrano iray nihidy tetsy Ivato Seranana tao amin’ny kartie antsoina hoe K2, omaly antoandro.  Ny fofona efa niely sy nanenika ny tanàna no…

BNI Madagascar : Trois gagnants pour la Tombola Salon de l’Auto

Banque officielle partenaire du Salon de l’Auto 2017, la BNI Madagascar a organisé une tombola qui a bien évidemment, fait des heureux. Lesquels ont reçu hier leurs lots. Il s’agit, en l’occurrence de Niaina Rakotoarison qui a gagné un bon d’achat de 500 000 ariary chez Quick Lane, d’Oriane Rananja  qui a décroché un bon d’achat de…

Football Amoron’i Mania : Le secret de la réussite collective !

Le football d’Amoron’i Mania a véritablement franchi un nouveau pallier depuis la présidence de Aina Rakotoson qui est arrivé en décembre 2013. Il a opéré une véritable métamorphose au sein de la ligue pour se muer aujourd’hui en un modèle de développement de la discipline. N’en déplaise à sa modestie, Midi Madagasikara consacre aujourd’hui sa…

Rome : 49 opérateurs inscrits à la Conférence Economique

Jour J-5 pour la Conférence Economique de Rome qui se tiendra les 17 et 18 octobre prochains. Dans cette optique, une réunion de briefing a été organisée hier après-midi à la Chambre de Commerce et d’Industrie d’Antananarivo (CCIA). C’était l’occasion pour l’EDBM représentée par le Directeur des Services aux Investisseurs, Johary Rajosefa – accompagné d’un…

Zandary iray indray no lavo teo an-tanim-piadiany, raha nikasa ny handeha hanavotra olona voatafika, tao amin’ny kaominina Berivotra 5×5, ao amin’iny distrikan’i Maevatanana, ny harivan’ny alarobia lasa teo. Raha ny fampitam-baovao azo avy tany an-toerana, dia nisehoana fanafihan-dahalo mahery vaika tao amin’io tanana io, tokony ho tamin’ny fito ora hariva tany ho any. Fivarotana,  an’ny…

Tao anaty kirihitr’ala iray, tetsy Ambohijanaka, no nitifitra ireo olona izay nanatona azy ireo jiolahy nitam-basy izay saika hiafina tao. Iray tamin’ireo fokonolona no maty vokatr’izany. Nandritry ny fitsoahan’ireo olon-dratsy dia mbola nanao tifitra variraraka ihany izy ireo. Nisy nahavita nampandre ny zandary anefa ary fotoana fohy taorian’izay dia raikitra ny fanarahan-dia. Nisy ny voasambotra…