Day: 16 octobre 2017

Mitaraina avokoa ireo mponina eny amin’iny faritra Ankadivato sy ny manodidina iny ,ny amin’ny zava-misy izay mitranga amina toeram-pandihizana iray. Nambaran’ireo manodidina mantsy fa na dia efa misy aza ilay filazana ny amin’ny tsy tokony hivorivoriana noho ny  pesta, dia mbola manohy izany ihany ity toerana ity, ary manangona tanora marobe, izay ahitana ankizy tsy…

Volley-ball : Les Seychellois pas chauds pour accueillir Madagascar

Un entraîneur Seychellois mort de la peste chez nous ? Il est normal que cette île à touristes craigne pour sa rentrée d’argent et pour sa population. Donc, l’accueil de Madagascar aux Seychelles pour le volley est encore un point d’interrogation. « Jusqu’ici, les Seychelles ne sont pas chauds pour accueillir Madagascar pour les  jeux de la…

Azo lazaina fa nafampana toy ny toetr’andro ihany, ny toe-draharaha tao an-drenivohitr’i Boina tao, ny faran’ny herinandro teo. Ambonin’ny fitokonan’ny mpianatra, ilay fanafihana teny amin’iny tranon’ny mpianatra dia fantatra fa mbola niampy doro trano ihany koa io, ka nisy mpianatra telo no voatery nosamborin’ny mpitandro filaminana tao amin’ny Emmo, ny zoma lasa teo. Raha ny…

Les rugbymen sont à la rescousse contre la peste. Un sportif doit être un modèle en tout. Fort de ce principe, des rugbymen des bas-quartiers se sont donné la main pour l’assainissement de leurs quartiers. Ainsi du côté d’Andavamamba, Anosibe et Mandrangombato, on les a vus à l’œuvre. Cela continuera pour cette semaine. Un geste…