Day: 19 octobre 2017

Président absent, vice président absent, l’ancienne Fédération malgache de taekwondo est entrée dans une impasse après la situation héritée de deux années de mandat de son ancien président Andry Ramanantsialonina. En effet, celui-ci a démis de leurs fonctions les membres de son bureau exécutif. Récemment, il a nommé le DTN Rivo pour le représenter, et…

Araka ny fanazavana azo avy amin’ny tompon’andraikitra manoloana ny resabe sy ny tsaho miely mampirohoro ny mponina, hatreto aloha dia mbola tsy tafiditra ao anatin’ny faritra atahorana amin’ny fiparitahan’ny valan’aretina pesta i Toliara. Na izany aza dia nandray fepetra ireo tompon’andraikitra ka ankoatra ny fanazavana sy fanentanana momba ity aretina ity dia nisy ny fametrahana…

Diabe namakivaky tendrombohitra sy lohasaha  tamin’ny alalan’ny moto cross sy Quad  no nataon’ny loholon’i Madagasikara Atoa Rabenony Andrianirina niaraka tamin’ny ben’ny tanana avy any Ambohimandroso Amparafaravola,  ny olon-tsotra, ny mpitandro ny filaminana, ny mpasam-panjakana,   izay nahatratra tany amin’ny olona 15 tany ho any, ny faha-13 oktobra 2017 lasa teo, hihazo an’Analanjirofo . Raha lalan-kely fandehanana…

Débat houleux entre les membres du syndicat des taxis-ville et les responsables de la CUA à l’Hôtel de ville hier. Clémence Raharinirina et ses proches collaborateurs ont quitté les lieux en pleine séance. Séance de débats mouvementés à Analakely hier. La réunion entre la maire de la commune urbaine d’Antananarivo et les membres du syndicat…

Nitsirika dia mainka koa aza nanamafy ny hidin-trano. Izany no nitranga nandritry ny antso vonjy izay nataon’ny mpiara-monina teo an-toerana. Tetsy Ambondrona no niseho ny vaky trano ary rehefa nampiasa fonoka ireo olon-dratsy dia tsy nandre izay nitranga ny tao an-trano. Ny mpiara-monina no nahatsikaritra ireo jiolahy ary nitsoka kirioka mba hanairana ny manodidina. Saingy…

Amin’ny efatra ora tolakandro no miseho ny fanafihana. Toa efa narahin’ireo olon-dratsy mihitsy ity rangahy ity sy ny fiarakaretsaka (Renault 19) nampiasainy, raha ny fihevitra azy. Avy nanatitra vazaha teo amin’ny hotely lehibe iray etsy Antsahavola izy. Nahazo vola devizy euros, ankoatry ny saran-dàlana, satria nahafinaritra ireo teratany vahiny nateriny ny asany. Izany fankasitrahana izany…