Day: 19 octobre 2017

Nitsirika dia mainka koa aza nanamafy ny hidin-trano. Izany no nitranga nandritry ny antso vonjy izay nataon’ny mpiara-monina teo an-toerana. Tetsy Ambondrona no niseho ny vaky trano ary rehefa nampiasa fonoka ireo olon-dratsy dia tsy nandre izay nitranga ny tao an-trano. Ny mpiara-monina no nahatsikaritra ireo jiolahy ary nitsoka kirioka mba hanairana ny manodidina. Saingy…

Huiles essentielles : Le Cluster CHESE en quête de marché au salon Cosmetic 360 à Paris

Madagascar est représenté par le cluster CHESE au salon Cosmetic 360 qui a lieu à Paris, les 18 et 19 octobre 2017. A cette occasion, l’organisation signera un accord de partenariat avec le cluster français Cosmetic Valley.   L’innovation est le thème de la troisième édition du salon international Cosmetic 360, organisé par Cosmetic Valley.…

Le Centre de Recherches et d’Appui pour les Alternatives de Développement – Océan Indien (CRAAD-OI) et le Collectif Tany appellent à ce que cessent les cas de violation des droits des personnes qui luttent pour la sauvegarde de leurs terres, notamment, la détention préventive et l’utilisation de la force pour les réprimer. Cette déclaration du…

L’exhaustivité et l’exactitude des listes électorales. Ce sont les grands défis qui attendent la Ceni pour les élections à venir. D’après le rapport de la commission électorale en avril dernier concernant l’inscription sur les listes électorales, 2 750 031 jeunes et 4 172 896 femmes sont inscrits sur ces dernières. La Ceni soutient une augmentation de 18,90% pour les…

Tranga hafakely no niseho afak’omaly ka nanaitra ny mponina tany Andonaka Ambalavao. Araka ny tati-baovao voaray avy any an-toerana dia lehilahy iray manodidina ny 47 taona eo no voalaza fa maty notolomin’ny mpamosavy. Avy niandry faty tany Ambararata hamonjy fodiana alina ity raim-pianakaviana efa mamomamo no notaingenan’ny mpamosavy teny an-dalana. Naheno lehilahy nitaraina mafy ny…

Miisa dimy izy ireo no voasambotry ny pôlisy ekônômika teny amin’iny faritra Ankorondrano iny ny alatsinainy lasa teo. Olona izay voarohirohy ho ao anatina tambajotra mpanao taratasy hosoka amin’ny fivarotana tany. Telo amin’ireto olona voasambotra ireto no vehivavy, raha ny fanazavàna azo ary misy ny tanora vao erotrerony amin’izy ireo, misy koa anefa no efa…

Après avoir été maintes fois reportée, l’ouverture officielle de Sheraton Madagascar est donc fixée au mois de juin 2018. C’est ce qu’on a appris sur le site officiel du géant américain de l’hôtellerie Starwood, le groupe qui va exploiter cet hôtel 5 étoiles sis à Ivato. Bâti sur une superficie de 27 000m², l’établissement d’Ivato comprend 24 étages ainsi qu’un parking pour 130 véhicules. Il fait partie…

Niray hina ny mpitondra teto Moramanga fa natao ho andro tsy fiasana ny zoma 13 oktobra 2017. Niara-nanadio ny tanàna avokoa izy ireo izay notarihan’ny loholon’i Madagasikara sy ny solombavambahoaka mirahalahy ato anatin’ny distrkan’i Moramanga. Fifanomezan-tanana nifanaovan’ireo mpitondra no nahafahana nanao ny fanadiovana ary norarahana fanafody mamono bibikely avokoa ny toerana rehetra vita fanadiovan tato…

Toy ny faritra rehetra manerana ny nosy, dia tonga eto Ambositra ireo fitaovana avy amin’ny BNGRC hiatrehana sy ho fisorohana ireo  loza voajanahary, toy “ camion pompier, camion benne, tractopel, ambulance” miampy  fitaovana samihafa toy ny tranolay, sns… Ho fanampiana ireo fianakaviana sahirana dia nisy vary 10 taonina ihany koa nalelefan’ny BNGRC. Momba ity farany…

Le Premier ministre, Mahafaly Solonandrasana Olivier a soulevé hier que des débats relatifs à la révision de la Constitution auront lieu lors de cette session parlementaire. Aussitôt qu’il l’ait affirmé que le député Naivo Raholdina, élu dans le cinquième arrondissement sous les couleurs du Mapar l’ait rejeté purement et simplement en dénonçant « un calcul politique ».…