Day: 25 octobre 2017

ONG Bel’Avenir : Echange avec l’orchestre Tamarin de la Possession

C’est toujours en musique, parce que cela semble bien marcher, que l’ONG Bel’Avenir éduque et sensibilise les enfants et la communauté de Tuléar. Des rencontres et des résidences de créations permettent aux enfants non seulement de s’épanouir, mais aussi de beaucoup apprendre de leurs camarades. Ainsi, les enfants de l’ONG Bel’Avenir ont effectué une résidence…

Année scolaire 2017-2018 : Révision du calendrier scolaire : du 6 novembre au 4 août 2018

Par précaution, le Ministère de l’Education nationale (MEN) a reporté la rentrée scolaire au 6 novembre prochain, comme on le sait tous. D’une part, cette mesure rassure les parents, car elle réduit les risques de propagation de l’épidémie de peste. D’autre part, ils appréhendent le rattrapage, tout en redoutant que le programme scolaire ne soit…

Poa toa izay dia nanjavona ny solosaina tsara tarehy sy avo lenta izay nipetraka tamin’ny seza aorian’ny mpamily. Amin’ny andro antoandrobe, ny talata teo no nitranga izany. Tokony ho tamin’ny telo ora ny talata hatrany, ao anatin’ny fitohanan’ny fifamoivoizana, no nisy namoha tampoka ny varavaran’ny fiara Toyota Rav 4 izay nentin’ny vazaha vavy. Ny tsikariny…

Nitrangana fanafihana mahery vaika ny alin’ny zoma lasa teo, tao Andohafarihy, Ambatolampy. Jiolahy maromaro niaraka tamin’ny basy, araka ny fampitam-baovao azo avy amin’ny zandary no nanafika ny trano nisy ny ray aman-drenin’I chef Mbinina. Na dia nirefodrefotra aza ny basin’ireto olon-dratsy dia tsy nisy naninona ireo olona tao an-trano, saingy vola manodidina ny efatra tapitrisa…

Rencontre CUA-Taximen : Refus catégorique de la FTAR

Les membres du syndicat des taxis-villes d’Antananarivo boudent l’invitation à réunion de la commune urbaine d’Antananarivo. « Nous ne nous ferons plus avoir par la commune urbaine d’Antananarivo », a fait savoir Clémence Raharinirina lors d’un point de presse organisé hier. Prévue se dérouler le jeudi 24 octobre prochain, la réunion a pour objet la mise en…

Efa mihabiby ny olona sasany ankehitriny raha ny zava-nisy tao Toliara afak’omaly hariva ity no zohina. Zava-doza fa zazamenavava vao nateraka novonoina tamin’ny rano mangotraka, avy eo nariana rehefa avy nofonosana tao anaty « sachet ». Ramatoa iray avy nivarotra trondro, handeha hamonjy fodiana sendra nandalo no nahita harona iray teo amoron-dalana tsy lavitra kirihitra alan-draketa, tokony…