Day: 27 octobre 2017

Lehilahy iray, mpamily fiarabe  no maty tsy tra-drano ny alarobia vao maraina lasa teo, rehefa notsindrian’ilay fiara nentiny. Ity farany izay nivadika sy latsaka tanaty anaty hantsana, tokony ho metatra maromaro teo. Teo amin’ny toerana antsoina hoe Ankadibe, eo amin’ny PK13 amin’iny lalam-pirenena fahefatra iny, ao Ambohidratrimo no nitrangan’ity loza mahatsiravina ity, araka ny fampitam-baovao…

Na eo aza ny asan’ny mpitandro ny filaminana amin’ny fanampiana ny komitin’ny pesta eto Toamasina amin’ny ady atao amin’ity valan’aretina ity, dia mitohy hatrany koa ny asan’izy ireo amin’ny fametrahana filaminam-bahoaka, na hita fa miraviravin-tanana ihany aza ny sasany amin’ireo olombelony avy indraindray mikasika ity fiarovana ny vahoaka sy ny fananany ity. Noho ny ezaky…

IAF  2018 : Madagascar parmi les participants

En vue de la sensibilisation du forum Asie – Afrique qui aura lieu à Bali au mois d’Avril 2018,   une mission indonésienne conduite par Mr Artanto  Salmoen  Wargadinata  Directeur général, au sein du Ministère des Affaires étrangères, chargé des affaires  asiatiques et africaines  est dans nos murs.  Cette  mission a pour but d’inciter notre pays…

Feline : Une charte de qualité pour les boutiques

Grand événement hier pour Feline à l’occasion de l’ouverture de la boutique qui suit désormais la charte de qualité de l’enseigne. Créé en 1994, Feline s’est toujours spécialisé dans la parfumerie de luxe. En 2002, la boutique de parfumerie sélective au Colbert a ouvert ses portes. Malheureusement, comme toutes les boutiques et les commerces, elle…

Princesse Anne : Visite au BMH à Isotry, hier

La princesse Anne d’Angleterre et son époux, le vice-Amiral Sir Timothy Laurence, ont quitté la Grande île, hier, après-midi, à l’issue d’une visite officielle de quatre jours. Ils ont été raccompagnés et salués à leur départ, à l’aéroport international d’Ivato, par le Premier ministre Mahafaly Solonandrasana, et le ministre des Affaires étrangères, Henry Rabary-Njaka. La…

28. Le nombre de nouveaux cas de peste détectés le 25 octobre sur l’étendue du territoire nationale, jusqu’à 20h, selon le dernier « bulletin flash » du Bureau national de Gestion des Risques et Catastrophes (BNGRC). 881. Sur les 1133 cas de peste déclarés depuis le mois d’août, 881 individus contaminés sont guéris. Selon le ministère de…

Fololahy nanafika tanàna, tao amin’ny fokontany Atsirasira, Kaominina Maevatanàna faharoa, ny Asabotsy 21 Oktobra lasa teo, tokony ho tamin’ny 09 ora alina. Lasan’ireo olon-dratsy ny omby 50, ary voaraba ihany koa ny vola tao an-trano sy ny entana rehetra. Araka ny fantatra, vao niditra ny tanàna ireo jiolahy dia nanapoaka basy, ary nitsoka kiriorioka, norahonany…