Day: 3 novembre 2017

Mifanitsa-kitro ny olona avy amin’ny lafivalon’ ny Nosy, mandraharaha jirofo any amin’ny Distrikan’i Mananjary ankehitriny. Tsara ny vokatra tamin’ity taom-piotazana ity, torak’izany koa ny vidin’ny jirofo 15.000 ariary ny kilao, ary mety mbola hiakatra izany. Manoloana ny fiakaram-bidin’ny jirofo, dia mirongatra izay tsy izy amin’izao ny halatra jirofo am-potony ataon’ny olon-dratsy any amin’ny Kaominina ambanivohitry…

Centre Hospitalier Mère-Enfant : 2/3 des enfants admis souffrent de maladies respiratoires

Les maladies respiratoires minent la santé des enfants malgaches. « Environ les deux-tiers des enfants admis au sein dudit centre sont atteints de maladie respiratoire » selon les dires de Lova Rakotomalala, directeur adjoint technique auprès du centre hospitalier universitaire mère-enfant Analakely. Des propos qui témoignent de l’ampleur de la situation de santé de nombreux enfants malgaches…

Mafampana ny toe-draharaha ao Sambava ankehitriny. Afak’omaly, ankizivavy iray 13 taona, mpianatra kilasy 7ème no nalaina tovolahy roalahy voalaza fa zanaka mpanambola avy ao Ambatojoby an-keriny, ary nentin’izy ireo nitsoaka tamin’ny fiara, avy eo nanaovan’izy ireo filan-dratsy tamin’ny fomba mamohetra tany amina trano fandraisam-bahiny iray ao Tanambao Daoud Sambava. Mba hisorohana ny mety hisian’ny fitsaram-bahoaka…

Mitaraina ireo mpianatra an-jatony ao amin’ny CEG Annexe Ankatafana ZAP Tsaravary any amin’ny Cisco Mananjary fa maro amin’ireo mpianatra no milandina manoratra amin’ny tany noho ny tsy fisian’ny tabilio. Araka ny fanazavana voaray dia nisy olon-dratsy nanapotika sy nangalatra ny tabilio kely sisa fananan’ny sekoly tsy potika na simba tamin’ny fandalovan’ny rivodoza Enawo. Nandritra ny Fialantsasatra…

Tsy mitsitsy ny mpitandro ny filaminana ato amin’ny disitrikan’i Maevatanàna, amin’ny fampandriana fahalemana ny tany sy ny ady amin’ny asan-dahalo. Nahazoam-bokatra ny hetsika nataon’ny Zandary tany amin’ny Kaominina Tsararano, raha ny fanazavana avy tany an-toerana. Nisehoan’ny asan-dahalo tany amin’ny faritr’ Ambatoboeny. Nentina nandalo namakivaky ny tananàn’i Tsaramandroso ireo omby  roa, naka toerana nahafahana nifandray an-telefaonina…

Nitrangana vono olona nahatsiravina indray niseho tao an-tampon-tanànan’i Manakara, ny talata hariva teo, tokony ho tamin’ny enina ora hariva teo, ka lehilahy iray novonoina tamin’ny fomba feno habibiana no hita faty tao anaty tatatra nofonosana lamba sy selofanina. Araka ny loharanom-baovao voaray avy any an-toerana, dia olona iray sendra nanary rano harivariva mena masoandro tamin’ny…

La reprise. Après deux semaines de pause, les courses vont reprendre ce dimanche à l’hippodrome de Bevalala. Cinq courses seront au programme de cette journée baptisée « Journée des étalons ».  La première course distante de 1 300 m mettra aux prises les chevaux Falivolasoa Faniry, Hasta La Best et consorts. Les Kalvernium, King of Star, Nénuphar du Val…