Day: 16 novembre 2017

Exportation de litchi : Un 2e envoi par avion prévu dimanche

Les opérateurs ayant adhéré au référentiel HOREB envisagent d’exporter 16 tonnes de litchi, en plus des 4 tonnes appartenant à une autre société exportatrice. La campagne de litchi s’annonce bonne cette année pour les producteurs et les exportateurs. Et ce, suite aux efforts entrepris par des centaines de producteurs dans les régions Atsinanana et Analanjirofo…

Tapaka ny rano efa nandritra ny herinandro lasa izay, tsy nahenoana fanazavana mikasika ity fahatapahan-drano ity ny tompon’andraikitra avy eo anivon’ny orina jirama eto Maevatanàna. Mizaka ny tsy eran’ny aina ny mponina eto Maevatanàna. Tsy tonga eny amin’ny fantsona isan-tokantrano intsony ny rano noho ny faharitran’ny rano mpamatsy ny jirama. Voatery mantsaka rano any Antsakoamamy…

Noho ny tsy fahampian’isa sy tsy fahampiana fitaovana eo amin’ireo mpitandro filaminana miasa any amin’ny Distrikan’ Ankazoabo Atsimo, dia manjaka tokana ny dahalo ankehitriny. Saika isan’andro dia andrenesana asan-dahalo foana any an-toerana, ka miaina ao anaty horohoro sy tahotra ny vahoaka izay mahatsiaro tena ho tsy misy mpiaro intsony amin’izao, na dia manao antso vonjy…

Immigration et travail clandestins : Douze Pakistanais écroués à Antanimora

Douze ressortissants pakistanais ont été écroués à Antanimora après avoir été entendus au Parquet du tribunal de première instance d’Antananarivo, hier. Ils sont poursuivis pour immigration et travail clandestins. Les suspects sont des étrangers qui font du commerce ambulant de téléphones portables et matériels informatiques dans les rues et parkings des quartiers du centre-ville comme…

Tsapa ho nisesisesy indray tato ho ato ny lozam-pifamoivoizana raha nilamindamina izany teo aloha teo. Na izany teto an-drenivohitra na tany amin’ireo lalam-pirenena. Omaly, dia olona telo no naratra mafy, rehefa nofaohin’ny fiara taxi-brousse, marika “mazda”, mampitohy an’Antanimena sy Ivato, tetsy Andranomena. Tokony ho tamin’ny 11 ora teo ho eo, tsy fantatra mazava izay nahazo…

Née de la privatisation de l’ancienne Banque Nationale pour le Développement Rural, la Bankin’ny Tantsaha Mpamokatra, BOA-MADAGASCAR n’a jamais cessé de financer le monde agricole. La banque est d’ailleurs dotée d’une direction dédiée au secteur agricole et dont les agents ont acquis une expertise en matière de financement et d’accompagnement de ce secteur. BOA est…

“Tonga taty am-poto-tsofinay ny feo fa hoe jiolahy ny havanay ary fitsaram-bahoaka no nahafaty azy tany amin’iny faritra Miandrivazo iny. Mandà tanteraka an’izany filazàna izany anefa izahay fianakaviana ary manamafy etoana fa niniana novonoina ity havanay ity” hoy ny antsoantson’ireo fianakavianana manamboninahitra miaramila iray, hita faty tany amin’iny faritra Miandrivazo iny ny zoma 3 novambra…

Jirama : Plusieurs investissements en infrastructures prévus en 2018

Après Belobaka, ce sera au tour de la Commune d’Amboasary Nord dans le district d’Anjozorobe, région Analamanga de recevoir des infrastructures d’électrification, grâce cette fois-ci à des installations hydroélectriques. Ces actions prouvent en tout cas que le régime actuel engage des efforts pour une amélioration du secteur énergétique. Parallèlement aux investissements en infrastructure dont une…