Day: 22 novembre 2017

Andramasina : Epicerie voatafika tamin’ny basy. Dimy lahy nitam-basy no nanafika ny toeram-pivarotana enta-madinika iray tetsy Andramasina, tao amin’ny fokontany Alarobia Vatosola. Amin’ny andro atoandro, latsaka…