Day: 23 novembre 2017

Misy akony mivantana ara-toekarena ny fisesin’ny fakàna an-keriny eto amin’ny nosy. Ankehitriny dia mitodika any amin’ny sampana iray natsangana ary iombonan’ny mpitandro ny filaminana (zandary sy pôlisy) ny mason’ny rehetra. Andrasana ny vokatr’io fanadihadiana iarahan’ny manam-pahaizana roa tonta eo amin’ny vondrona roa tonta ihany koa. Izany rehetra izany dia mbola arahin’ny fiaraha-miasa amin’ny mpandraharam-pifandraisana izay…

Vao nilatsaka ny orana dia efa nahao-doza sahady. Namono olona indray ny varatra tamin’ny tapany afovoany atsimon’ny nosy iny. Ny harivan’ny talata teo tokony ho tamin’ny dimy ora sy sasany, telo mianaka no indray niara-namoy ny ainy nilatsaham-baratra tany Mahasoa, Distrikan’ Ihosy. Nikija dia nikija ny orana narahin-kotroka afak’omaly tany an-toerana. Araka ny tati-baovao voaray,…

Hajo Andrianainarivelo réclame un traitement égalitaire entre les dirigeants HVM et l’opposition en ce qui concerne l’organisation des manifestations publiques. « Laissez le peuple s’exprimer librement. La liberté d’expression ne concerne pas uniquement les gens du pouvoir », a lancé hier le président du « Malagasy Miara-Miainga ». L’ancien vice-Premier ministre interpelle également le président de la République par…

Port de Toamasina : Alerte rouge des opérateurs pour défaillance de MICTSL

Les principaux usagers du Port de Toamasina se sont constitués en Groupement conjoncturel, pour dénoncer l’incompétence de MICTSL. D’après leurs dires, la situation devient très grave et les impacts économiques sont considérables.  Cela fait des mois que les usagers se plaignent. Aujourd’hui, ils se regroupent pour se faire entendre après la sourde oreille des dirigeants…

Sarety iray no namono olona tany amin’iny faritra Melaky iny, afak’omaly alina. Nandriaka ny rà, tao amin’ny kaominina Bekodoka, ao amin’ny distrika Besalampy. Lehilahy, tokony ho 30 taona teo ho eo no maty tsy tra-drano, rehefa niaraka nivarina tamin’ny sarety nentiny tanaty hantsana. Vehivavy iray kosa izay nitondra ny zanany kely no naratra mafy ary…