Year: 2017

Ambatovy : 50 pompes aspirantes pour la commune rurale Amboditandroroho

50 kits complets de pompes aspirantes ont été offerts par la compagnie minière Ambatovy à la commune rurale d’Amboditandroroho, à Toamasina II, en décembre 2016. C’est dans cette commune qui abrite « 11 fokontany » et une cinquantaine de villages dont la majorité est établie sur le bord du canal des Pangalanes que l’usine de transformation de…

Ankona tanteraka ny fianakaviany raha nandre ny zava-nitranga ary maloka tanteraka ho azy ireo ny taom-baovao. Manodidina ny tamin’ny sivy ora alina, tesy Ambanidia, nandritra ny fiandrasana ny taom-baovao, no nisy heloka bevava nitranga. Raha ny fanazavan’ny fianakaviana, dia niaraka tamin’ny olona  roa hafa io tovolahy niharan’ny herisetra sy vono olona io. Nisy lehilahy telo…