Day: 24 janvier 2018

# Trano iray no nisy nandoro, niitatra ny afo ary niteraka ny fahamaizan’ny 22 hafa teo amin’ny manodidina izany. Mbola karohina izay nahavanon-doza. Olona 26 no tsy manan-kialofana vokatr’ity hain-trano niniana natao tao amin’ny kaominina Vohitranivona-Brickaville ity. Nisy naratra ary ny fahavoazana indray dia tombanana  ho any amin’ny 60 tapitrisa ariary any. # Mola trano…