Day: 2 février 2018

Namono olona indray ny varatra tao amin’ny distrikan’I Betafo, efatra mirahalahy no indray namoy ny ainy tao amin’ny kaominina Soavina. Ny alin’ny alarobia hifoha Alakamisy teo no nitranga ny loza tao amin’ny Tanana antsoina hoe Andoaranao fokontany Anjoma kaominina Soavina Betafo. Vao avy nisakafo ny fianakaviana tokony ho tamin’ny 7 ora hariva teo, marihina fa…

Ankoatr’ireo asa isan-karazany efa natao, dia fantatra izao, fa vita tanteraka ny fanitarana sy ny fanatsarana ny fiangonana Fjkm Rangaina. Hatolotra amin’ny alahady ho avy izao, eny an-toerana izany asa vita rehetra izany araka ny fanazavana azo. Marihana fa, ity fanitarana ity dia isan’ny tafiditra tao anatin’ny hetsika fankalazana ny faha-150 taonan’ny fiangonana. Amin’io alahady…

Faran’izay tsotra ny fomba hametsen’ireo mpisoloky. Raha olona taitaitra dia tafaroboka mora foana ao anatin’ilay fitaka bevava. Toy izao ny fanaon’izy ireo : mandefa hafatra fohy amin’ny finday (sms) amin’ny olona izy ireo ary milaza fa voapetraka soa aman-tsara ao anaty kaonty “mobile banking” ny teti-bola iray. Miovaova io vola io, saingy volabe hatrany foana…

Tao anatin’ny roa volana, nanomboka ny volana desambra 2017 no mankaty, nirongatra ny fiparitahan’ ny ambalavelona tany amin’ny Distrikan’i Belo Tsiribihina, ka malaina mandefa ny zanany vavy an-tsekoly avokoa ny ankamaroan’ny ray aman-dreny kivy, satria misy amin’ireo efa voa mbola nidiran’ ity aretin’ny asan’ny maizina ity indray, ka mpianatra folo no tratra.Mpianatra tamin’ny kilasy faharoa…

Portrait : Judith Manantenasoa, une passionnée de danse !

Danser l’a toujours rendue heureuse. Judith Manantenasoa ne pensait cependant pas faire de la danse son métier. La jeune femme deviendra cependant une professionnelle reconnue et respectée, non seulement à Tana mais également sur le plan international. La danse ? Elle en a toujours été une passionnée. Alors qu’elle avait huit ans, Judith Manantenasoa n’avait déjà…

Miha mivoatra tsikelikely ankehitriny ny raharaha momba ny famonoana ankizivavy 10 taona, tany amin’ny Distrikan’ Ambatoboeny, hita faty tsy nisy taova intsony tao anaty alan- katsaka tsy lavitra ny fonja, afak’omaly. Araka ny loharanom-baovao marim-pototra voaray ,dia olona telo ahiahiana ho voasaringotra sy tompon’antoka tamin’ity vono olona tamin’ny fomba feno habibiana ity no karohina fatratra…

Et on retrouvera Eric Lépine, adepte de trail qui se lance dans ce marathon Manani-bohitra du 8 avril d’Alarobia à Ambohimanga. Il sera avec Njaka Tsiror Rakotoarison de la fédération de sports scolaires et de Claude Rakotondranja, président du comité d’organisation. Avec la Croix rouge Malagasy, le marathon « Manani-bohitra » va se courir d’Alarobia à Ambohimanga…

On dirait qu’il s’agit d’un psychopathe et il se cache derrière son métier pour agir. Un guérisseur se trouve actuellement en prison après avoir tué sauvagement son beau-père. L’acte a eu lieu le 24 janvier dans le « fokontany » d’Ambodibonara, commune Mahambo, district de Fenoarivo-Atsinanana. Vers 7 heures du matin de ce jour-là, cet homme est…

Secteur des TIC : Des sanctions appliquées contre les irrégularités

Le respect de l’Etat de droit est impératif, selon le Ministère des Postes, des Télécommunications et du Développement Numérique (MPTDN). Ce département renforce les contrôles pour assainir son secteur d’activité.  La loi s’applique à tous ! C’est dans cette optique que des mesures de sanction ont été mises en application pour assainir le secteur des TIC,…