Day: 2 mars 2018

Nitrangana hain-trano nahafatesan’olona indray tany amin’ny Distrikan’i Toliara II, afak’omaly antoandro tokony ho tamin’ny 11 ora tany ho any. Vavy antitra iray tokony ho 70 taona eo, izay taizan’aretina ka nalemy tao am-pandriana efa ho roa taona no may kila forehitry ny afo, taorian’ny firehetan’ny trano vita amin’ny bozaka sy hazo nitoerany, tao Analamitsampy. Tany…

Nilaza i Zidane fa mpitarika mpizaha tany (guide touristique) kanjo izy ity mpanendaka. Saingy tsy fanendahana mivantana no ataony fa tena manao ny asa izay voalaza etsy ambony izy ary toy ireny matihanina ireny. Ny tanjony anefa dia ny haka ny fananan’izay vazaha entiny. Nandeha araka ny tokony ho izy ny drafitra napetrak’ilay olon-dratsy mandra-pahatongany…

« Nivoaka ny fiolanana izahay no nifanena  tamina Sprinter iray  naka ampovoan-dalana loatra. Nivilavila ny fiara nisy anay ary poa tahaka izay dia nifandona ny fiara roa », hoy ny iray tamin’ireo mpandeha niheren-doza. Tao Anjazafotsy andrefan’i Betafo no niseho ny loza omaly alakamisy 1 martsa tokony ho tamin’ny 2 ora tolakandro. Fiara Sprinter taxi-brousse avy eto Antsirabe hiazo…

Isan’ireo telolahy nitsoaka ny fonja tao Antanimora ny voalohandohan’ny volana febroary teo Rakotoniaina Henintsoa Raphalque. Tao ambany fandrian’ny tovovavy sakaizany tetsy Malaza Ampitatafika izy no nopaingorin’ny zandary ny faran’ny herinandro lasa teo. « Ny mponina no nahatsikaritra fa misy olona vaovao vao nifindra ao amin’ny trano iray ao an-toerana ka ilay lehilahy dia mitovitovy tamin’ilay sarin’ilay…

Ils sont déjà en terre seychelloise. Mais les volleyeurs de la Gendarmerie Volley-ball sont passés chez leur ministre, le Secrétaire d’Etat chargé de la Gendarmerie, Le général de division Ramahavalisoa Girard pour avoir sa bénédiction avant les joutes de l’Océan Indien. Avec le colonel Rakotomalala Hery à leurs têtes, toute l’équipe au grand complet est…

Coup dur pour la société Tiko – AAA. Tous ses produits ne sont plus autorisés à la vente. Le ministère du Commerce et de la Consommation a publié hier, un communiqué qui confirme cette interdiction. « En exécution de l’arrêté intermistériel N°24381 du 3 octobre 2017, modifié par l’arrêté n°24392 portant suspension des activités de la…

Taxi brousse à Andohatapenaka : Installations sans trop de difficulté

Les coopératives desservant la RN1 et la RN6 ont suivi sans résistance les consignes du ministère des Transports et de la Météorologie hier. A Ambodivona, les guichets des coopératives reliant les axes RN1 et RN6 ont été fermés hier. Aucun problème relatif à la résistance des responsables desdites coopératives ou encore des transporteurs n’a été…

Etudes internationales : Optimiser sa candidature avec FIGS

Effectuer ou poursuivre son cursus universitaire à l’étranger n’est pas donné, mais reste possible. D’autant plus que cela garantit, dans le marché du travail, une meilleure employabilité. Pour optimiser sa chance d’être recruté dans les meilleures écoles, il faut choisir les meilleurs accompagnements et dispositifs de recrutement. « France International Graduate Schools » (FIGS) fait partie de…