Day: 3 mars 2018

Si le nouveau Procureur Général de la Cour Suprême n’est pas encore nommé, le nouveau premier président de cette plus haute juridiction a été connu lors du Conseil des ministres de mardi dernier même. Il s’agit de Rajaona Andriamanankiandrianina. La passation de service avec son prédécesseur Randrianantenaina Modeste qui partira à la retraite n’a pas…

Isotry : Voasambotra Rasanasana sy Herman, mpanendaka rain-dahiny

Efa iaraha-mahalala tanteraka ny firongatry ny asan-jiolahy sy ny fanendahana eny amin’iny faritra Isotry, eny fa na dia eo aza ny ezaka ataon’ireo pôlisin’ny boriborintany fahefatra. Na izany na tsy izany aza anefa dia tsy mikely soroka izy ireo amin’ny fametrahana ny fandriam-pahalemana eny an-toerana. Fantatra ary fa tovolahy roa, izay ikoizana tanteraka amin’ny resaka…

L’Accord cadre de l’ASI (Alliance Solaire Internationale) a été créé en Inde. Madagascar l’a ratifié en novembre 2016 durant la 22e Conférence des Parties de la Convention Cadre des Nations  unies pour les Changements Climatiques (COP22) à Marrakech. Son objectif étant d’apporter une réponse collective aux principaux obstacles communs aux changements climatiques pour un déploiement…

Tsy mbola afaka ao an-tsain’ny maro ny loza niseho tao Betafo ny alakamisy lasa teo, izay namoizana ain’olona iray sy nandratrana olona maromaro.  Fantatra izao fa nitombo iray ny maty tamin’ireo naratra. Fotoana fohy taoarin’ny nahatongavan’ilay teratany karana tao  Andranomadio  dia tsy tana ny ainy fa nodimandry ny alin’ny nisehoan’ny loza ihany ilay raim-pianakaviana. Niezaka nanao   izay  ho afany ihany…

IMGAM : Une convention de partenariat avec les grandes écoles rattachées à FIGS

Une grande opportunité pour les jeunes malgaches de se lancer dans le monde des affaires tout en faisant face au phénomène incontournable de la mondialisation et de la globalisation. L’Institut de Management des Arts et des Métiers (IMGAM) représenté par son président, Rakotoson Martin Pierre et « France International Graduate School » (FIGS), représenté par son directeur…

Ministère de la Défense : Adhésion à la Charte relative à l’accès à l’information

Jeudi 1er mars lors d’une cérémonie tenue au siège du Comité pour la sauvegarde de l’intégrité (CSI), le ministre de la Défense nationale, le général Béni Xavier Rasolofonirina a signé la Charte relative à l’accès à l’information et partage de connaissances pour marquer l’engagement de son département à appliquer les dispositions de ce texte. Cette…

Nisehoana fanafihan-dahalo tany Marobarihy, fokontany Ambinanakely, Kaominina Mangabe, disitrikan’i Maevatanàna, ny talata 27 febroary lasa teo tokony ho tamin’ny 09 ora alina. Nisy ny fifandonana tamin’izany ka maty voatifitra ny olon-tsotra iray. Dahalo maromaro tsy voafaritra isa nirongo fitaovam-piadiana mahery vaika no nirohotra nanafika tany amin’io tanàna voalaza etsy ambony io. Tsy nisy sahy nanohitra…