Day: 8 mars 2018

Marc Ravalomanana : « Ramose » pénalisé par son Bulletin n°2

L’extrait de casier judiciaire Bulletin n°2  risque de poser problème pour la candidature de l’ancien président. Dans la loi organique relative à la présidentielle de 2013, chaque dossier de candidature devait comprendre un extrait de casier judiciaire n°3. « C’est le relevé des condamnations à des peines privatives de liberté contre une même personne pour crimes…

Tsy misy hojerena intsony ny lalana eny Ambatofotsy fa tena simba tanteraka. Feno lavaka sady nihotsaka ihany koa. Tsy azon’ny fiara ivezivezena intsony noho ny fahasimbana ny lalana. Mihafy ihany koa ireo mpandeha an-togotra izay mandeha isan’andro, satria rehefa avy ny orana dia tsy hita intsony izay haleha fa dibo-drano ny arabe noho ny fisian’ireo…

Lois électorales : Le SeFaFi dénonce « l’art de se moquer du monde ! »

Le pouvoir a voulu garder la haute main sur l’élaboration du texte sur le code électoral. Sur les projets de loi débattus par les législateurs, dont les lois électorales, le SeFaFi donne son avis tout en apportant notamment des suggestions. Cet observatoire de la vie publique a parlé, entre autres, du financement des campagnes, du…

La route Ambilobe – Diégo coupée : Enième promesse non tenue de Hery Rajaonarimampianina

Le Maire d’Ambilobe, Assimo Bruno accompagné des députées Rahelihanta Jocelyne et Lalao Rahantanirina ont effectué une descente à Marivorahona hier. En piteux état. C’est le moins que l’on puisse dire de l’état actuel de la route nationale numéro 6 reliant Antananarivo à la Province d’Antsiranana. Tana – Ambilobe se fait actuellement en 22 heures tandis…

Taorian’ny fisamborana ireo mpianatra 19 nataon’ny Emmo-Securite nandritra ny fitokonan’ny mpianatra ao amin’ny Oniversiten’i Barikadimy, ny alahady 04 martsa teo, fotoana nandalovan’ny rivo-doza Dumazile tamin’ny fari-dranomasin’i Toamasina, izay niteraka fahatapahan-jiro teto Toamasina sy niteraka izao fitokonan’ny mpianatra izao, dia omaly no niakatra teo anivon’ny tonia mpampanoa lalana ny fitsarana ambaratonga voalohan’i Toamasina ny raharaha. Mpianatra…

Tovolahy efatra no nosamborin’ny pôlisy, teny amin’iny faritra Ambohitrarahaba iny. Voalaza fa manao andiany izy ireo niady taman’olona ary nahavita nandratra tamin’ny zava-maranitra mihitsy aza moa. Olona roa teo no lasibatra : tovolahy iray izay mipetraka eny amin’iny faritra Analamahitsy iny no niharan’ny daroka sy ny vono avy tamin’ireo andian-jatovo ireto. Ny iray kosa, raha ny…