Day: 9 mars 2018

Fantatra fa nampidirina am-ponja vonjimaika ao amin’ny fonjan’Antsirabe ilay teratany vahiny, voarohirohy ho nikasa hanolana zaza tsy ampy taona tao an-drenivohitr’i Vakinakaratra tao.  Naharitra adim-pamataranandro maromaro mihitsy ny fihenoan’ireo mpitsara mpanao famotorana an’ity vazaha ity ny andron’ny alarobia lasa teo. Efa tany amin’iny valo ora sy sasany alina tany ho any mantsy vao vita izany…

Halatra vola hividianana V8: Eto Tana i Therique, saingy mbola tsy hita

Notaterina teto amin’ny gazety ny fisian’ny « avis de recherche » izay mahakasika an’i Therique Rajaonarivelo, 15 andro lasa izay. Rehefa nohamarinina teo anivon’ny polisy ny fivoaran’ny vaovao, dia fantatra fa mbola tsy hita hatreto izay nanjavonan’ity lehilahy ity. Izy io dia miaraka amin’ny vola mitentina 120 tapitrisa ariary (raha tsy efa lany) ary izany dia vola…

IMGAM: Une opportunité offerte aux chefs d’entreprise

L’Institut de Management des Arts et Métiers (IMGAM) veut apporter sa contribution au développement socio-économique de Madagascar par le biais de la professionnalisation des acteurs. En effet, « le développement d’un pays doit obligatoirement passer par la formation de sa population, particulièrement de ses jeunes. La mission de l’Institut consiste ainsi à booster tous les apprenants…