Day: 15 mars 2018

Un vent de changement souffle pour le secteur des Postes à Madagascar. Après la passation de service à la Direction Générale de la « Paositra Malagasy », un mémorandum a été signé hier pour l’accueil à Antananarivo de la Conférence de l’UPAP.   La « Paositra Malagasy » a été sélectionnée pour accueillir la 5e Conférence extraordinaire des Plénipotentiaires…

Ce projet de coopération entre l’Inde et Madagascar, qui est rattaché au ministère en charge de l’Agriculture, est financé à hauteur de trois millions de dollars non remboursables. « Le gouvernement de l’Inde et la Commission de l’Union Africaine ont convenu sur la création d’un Centre Géo-informatique Appliqué au Développement Rural (CGARD) dans cinq pays en…

Le bras de fer entre Corsair et le ministère des Transports et de la Météorologie va bientôt s’achever. Apparemment la compagnie française va se plier aux décisions des autorités malgaches.   La compagnie française Corsair a-t-elle finalement décidé d’abandonner ses vols sur Antananarivo- Réunion ? C’est ce que l’on peut en tout cas lire dans le…

Pour le ministère du Commerce et de la Consommation, la protection des consommateurs est une priorité. Raison pour laquelle, ce département a procédé, avant-hier à la destruction par incinération de la farine avariée qu’un opérateur a tenté de reconditionner en vue d’une revente sur le marché. Pour rappel, l’opérateur en question était pris en flagrant…

Une mission du Fonds monétaire International (FMI) est dans nos murs, pour la troisième évaluation de l’exécution du Programme économique, soutenu par la Facilité élargie de Crédit (FEC). Cette mission durera 14 jours et permettra, une fois de plus d’apprécier le niveau de performance de Madagascar, dans la mise en œuvre de ce Programme. Hier,…

Olona  19 no voatery nosamborin’ny zandary tany Ambalavato, ao amin’ny fokontany Andranovorilasa ao amin’ny kaominina Alarobia Bemaha, distrika Betafo, ny alahady lasa teo. Tra-tehaka tany amin’ireo andian’olona ireo mantsy ny fitaovam-piadiana isan-karazany, izay nahitana basy nahatratra teo amin’ny 18  teo ho eo, niaraka tamin’ny bala. Saika hanatanteraka fanafihana tany  amin’iny faritra iny angamba ireto andian’olona…

Nihorohoro indray ny vahoakan’i Toliara omaly, ka nanidy tsena avokoa ny ankamaroan’ ireo mpivarotra matahotra fandrobana, ny tapak’andro naraina, satria nahoraka eran’ny tanàna indray ny feo mandeha naelin’ andian’olona nilaza, fa “ raha tsy havoaka ireo olona  75 voasambotra tamin’ny hetsika fandrobana sy fanimbana fananan’olona tany Toliara, nandritra ny sakoroka ny 9 martsa lasa teo,…

Olana iray mbola tsy nahitam-panazavana hatramin’izao eto amintsika, fa “ nahoana no ireo mpianatra izay zaza tsy ampy taona foana no lasibatry ny ambalavelona ? “ Araka ny tati-baovao voaray, kilonga  20 izay mpianatry ny Ceg Ambinanindovoka any amin’ny Distrikan’ Ambalavao, Faritra Matsiatra ambony, no nifandimby nihetsika ambalavelona tao an-tsekoly, tao anatin’ny iray volana. Raha…

Nambaran’ny Kaomisera vonjimaika eto Sambava taminay,  fa nendahan’ny mpanendaka ny volan’ny ramatoa iray mpitazona ny vola azo tamin’ny alim-pandihizana ; izay natao tao amin’ny tranom-pokonolona Sambava, ny volana janoary lasa teo iny. Roa lahy ireto mpanendaka volan’olona ireto, hoy izy ka ny iray mpanendaka ny vola ary ny iray mpamily ny moto mpitondra azy ireo mandositra.…