Day: 24 mars 2018

Saraha Rabearisoa : Candidate à la présidentielle

Après Arlette Ramaroson, Saraha Rabearisoa est la deuxième femme qui a déclaré officiellement sa candidature à la prochaine élection présidentielle. Elle a fait cette déclaration hier à Vohipiraisana (Faravohitra) devant un parterre de politiciens, de militants de la société civile, de représentants de la communauté internationale et de représentants de la société religieuse. Saraha Rabearisoa…

Nutrition – projet Fiantse : Initier le changement de comportement en milieu scolaire

Le projet Fiahiana An-TSekoly ou Fiantse vient d’être lancé officiellement jeudi dernier, 22 mars 2018 à l’école primaire publique (EPP) d’Anosibe. Il s’agit d’un projet visant à initier l’adaptation et l’atténuation du changement climatique en milieu urbain et rural par la mise en place de jardins ou forêts comestibles pour les écoles. Fiantse est mis en…

Rehefa nialan’ny havany nenina mafy tamin’ny fitsaboana, dia namoy ny ainy omaly maraina tamin’ny 5 ora sy sasany ilay raim-pianakaviana 40 taona mpivarotra saribao, izay naratra mafy vaky loha sy tapa-tongotra nofaohin’ny fiara tsy mataho-dalana miloko mena, nirimorimo mafy voalaza fa nentina vazaha, ny alarobia antoandro teo, tokony ho tamin’ny 11 ora, tao Befoly, Distrikan’i…

Présentation des vœux : Grand rassemblement pour les administrateurs civils

Les administrateurs civils se sont donné rendez-vous hier à Antananarivo dans le cadre de la présentation des vœux du nouvel an. C’était un grand rassemblement durant lequel, les membres du nouveau bureau du SYNAD (Syndicat des Administrateurs Civils) ont été officiellement présentés. Un nouveau bureau présidé par Andriamanana Ramahavokatsoa. C’était également une occasion pour ces…

Tsy nivalona tanteraka ireo raharaha niteraka sakoroka teo anivon’ny Oniversiten’i Toamasina. Miisa roa izy ireo dia ny fitakiana vatsiam-pianarana sy ny tranon’ny mpianatra no voalohany, ary noho ilay fahatapahan-jiro nateraky ny rivodoza no faharoa, izay niteraka ny fandoran’ny mpianatra ny fiaran’ny Oniversite sy nakan’izy ireo takalon’aina ny mpiambina, sy ny fivoahan’izy ireo ny fefy ben’ny…

Itel mobile 10 ans : Renforcement des actions sociétales

Présent depuis 7 ans à Madagascar, Itel Mobile célèbre sa dixième année d’existence. Cette société spécialisée dans la téléphonie mobile mise sur les actions sociétales en faveur des plus démunis, afin de marquer les fêtes de fin d’année, dans la Grande-île. « Après nos actions réalisées avec l’ONG Manda Tsiadana, le mois dernier, nous nous…

Vacances de Pâques. Les vacances de Pâques auront lieu du 28 mars au 2 avril pour les circonscriptions scolaires (CISCO) comprises dans les foyers naturels de la peste (dont l’épidémie en est à sa phase terminale pour la saison 2018). Pour les CISCO exemptes de peste en revanche, ces vacances débutent aujourd’hui et s’achèveront le…

Asa raha izao tokoa ny hoe toy ny mandeha miala sasatra ny fiheveran’ireo olon-dratsy sasany ny midoboka am-ponja. Lehilahy iray, efa imbalo nigadra noho ny resaka harom-paosy sy fanendahana indray mantsy no voasambotry ny pôlisy tetsy Ampefiloha, raha teo am-panantanterahana ny asa ratsiny, ny alakamisy lasa teo tokony ho tamin’ny roa ora tolakandro teo. Araka…

Zandarimariam-pirenena sy ny Firenena Mikambana : Hifanome tanana amin’ny fiarovana ny tontolo iainana

Efa anisan’ny asan’ny zandamariam-pirenena ny miady amin’ireo mpitrandraka ala tsy ara-dalana sy ireo mpanondrana ny harem-pirenentsika, saingy mbola hohamafisina amin’ny tsaratsara kokoa izay manomboka izao. Io no ventin-kevitra nivoitra nandritra ny fihaonan’ny Talen’ny kabinetran’ny Sekreteram-panjakana miadidy ny zandary, ny Jly Tsirivelo Nicolas, tamin’ny solontenan’ny Sampandraharahan’ny firenena mikambana miaro ny tontolo iainana sy ireo biby arovana…