Day: 3 avril 2018

Brasseries STAR : Sensibilisation sur le recyclage des bouteilles

2 millions de bouteilles ! C’est ce que la STAR transporte tous les jours sur les routes de Madagascar, pour rejoindre les points de vente. Après la consommation, retourner les bouteilles et les cageots vides, représente un geste écologique qui peut rapporter, selon les responsables. De plus, il s’agit d’un comportement écologique essentiel pour la sauvegarde…

« Tsy haninona na dia kely akory, izay nahafaty ireny havanay ireny izahay » hoy ny fianakavian’ireo jiolahy roalahy maty tamin’ny sakoroka niseho tao amin’ny fokontany Mahadera, ao amin’ny kaominina Betsakotsakon’Andranotsara, ao amin’ny distrika Andapa, ny faramparan’ny volana martsa. Novakian’ireny fianakavian’ireo jiolahy anankiroa maty nandritra ny sakoroka ny bantsilana tamin’ny fokonolona sy ny fianakavian’ny andrimasompokonolona tao Mahadera…

Fifandonana nahery vaika no niseho tao amin’ny fokontany Tsinjorano ao amin’ny kaominina Makaraingo ao amin’ny distrikan’Ambatomainty, any amin’iny faritra Melaky iny, teo amin’ireo mpanara-dia sy ireo andian-dahalo, ny andron’ny Paka teo. Vokany, zandary mpiana-draharaha iray no namoy ny ainy, niaraka tamina olona iray isan’ireo mpanara-dia. Nisy dahalo roa ihany koa maty tsy afa-manohy ny asa…

Tifitra variraraka no nataon’ny dahalo ireo mpitandro ny filaminana miisa roa izay samy maty tsy tsa-drano. Izy ireo dia naharay antso tamin’ny fokonolona noho ny fisian’ny dahalo nangalatra omby tao amin’ny fokontany Andranovola, toerana iray ao amin’ny distrikan’Ambovombe ary ao amin’ny faritra Androy. Nanao ny fanarahan-dia avy hatrany izy ireo niaraka tamin’ny sivily iray, omaly.…

Droits de la femme et de l’enfant : Clôture du projet de SOS Villages d’Enfants dans le Sud

Six districts du sud de Madagascar ont été les bénéficiaires d’un projet de l’association SOS Villages d’Enfants Madagascar pour la promotion et la défense des droits de la femme et de l’enfant. Mis en œuvre sur une période de deux ans à Ambovombe, Tsihombe, Beloha, Ampanihy, Betioky et Bekily, ce projet a contribué à l’amélioration…

Judo – Championnats de Madagascar : Esca prend la tête du classement devant CCS et CJC de Toliara

Après sa domination au championnat d’Analamanga, le judo club de l’ESCA a frappé fort aux Championnats de Madagascar. Les judokas d’Antanimena ont remporté 11 titres au Gymnase d’Ankorondrano le week-end dernier. Comme à l’accoutumé, les Championnats de Madagascar sont les affaires des judokas d’Analamanga et d’Atsimo-Andrefana. Cette année encore, les deux ligues étaient au coude…