Day: 5 avril 2018

« Près de 600 trailers sont inscrits toutes épreuves confondues. La Croix rouge Malagasy prendra en main dans les 350 écoliers pour cette course », a précisé hier Njaka Tsirofo Rasoloarison directeur de course concernant la course Manani-bohitra de ce 8 avril à Ambohimanga. En tout Manani-bohitra se répartit en 42km, 21km, 10 km et 4km. « Le…

Zava-doza tokoa ny aterak’ity fo mafàna ity. Tany amin’iny distrika Anjozorobe iny, tao amin’ny fokontany Ambatody, ao amin’ny kaominina Amboasary Avaratra dia lehilahy no maty notifirina rangahy iray nifamaly taminy. Ny alatsinain’ny paka lasa teo no nitranga ity vono olona ity, araka ny tatitry ny zandary tonga taty aminay. Noho ny antony tsy fantatra tokoa…

Taorian’ny fiakaran’ny Jirama, vidim-bary, solika, entana ilain’ny mponina amin’ny fiainana anadavanadro, dia nahitam-piakarana ihany koa ny vidin’ny fanafody ao Toliara tampon-tanàna sy amin’ireo kaominina sy Distrika manodidina, ka mampikaikaika ny maro, indrindra fa ireo manana ny marary miditra hopitaly, satria tsy zakan’ny vola intsony ny vidim-panafody midangana. Raha ny fanazavana azo avy amin’ireo toeram-pivarotanam-panafody, dia…

London Missionary Society est arrivé  à Madagascar il y a 2OO ans ! Le bicentenaire  est remémoré à travers une exposition au Tranovato Ambatonakanga.  Des photos et archives retracent une implantation, une évolution de l’origine du LMS à Londres, ses débuts à Madagascar avec ses réalisations ayant contribué à la civilisation, et au développement de notre…

Corruption à l’Assemblée nationale : Le DG du Bianco annonce l’ouverture d’une enquête

Jean Louis Andriamifidy rappelle l’existence de la nouvelle loi sur les Pôles anti-corruption qui autorise le Bianco d’auditionner les élus et les hauts responsables étatiques. « Cette vidéo constitue pour le moment la première piste que nous allons exploiter ». C’est ce qu’a déclaré hier le Directeur général du Bureau Indépendant Anti-Corruption (Bianco), Jean Louis Andriamifidy, faisant…

Dr Jules Etienne : Déclaration officielle de candidature ce jour

Les déclarations de candidature à la prochaine élection présidentielle se succèdent, mais elles ne se ressemblent pas. Aujourd’hui, c’est au tour de l’ancien ministre Jules Etienne Rolland d’officialiser sa participation à cette course à la magistrature suprême. Ayant retiré sa candidature en 2013 pour permettre à Hery Rajaonarimampianina de se présenter, le Dr Jules Etienne…

Rakotra loto ny tananan’Antsirabe taorian’ny fetin’ny paska, an-jato taonina no fako nesorina hatramin’ny talata fotoana nanombohana ny fanadiovana ny tanana. Nanao fanadiovana faobe ny hery velona teto Antsirabe manoloana izany ka ny ben’ny tanana sy ireo mpiara-miasa aminy mihitsy no nandray kifafa nitarika ny fanadiovana. Tsy niasa irery ny kaominina fa nitondra ny anjara birikiny…