Day: 12 avril 2018

Lois électorales : « La HCC ne doit plus se soumettre aux exigences du régime !», dixit Willy Razafinjatovo

Après le vote par les sénateurs, mardi dernier, des lois électorales, l’opinion publique s’interroge sur la nécessité d’une Chambre haute qui ne fait que cautionner ou entériner les erreurs des élus de la Chambre basse. Mais pour l’instant, il faudrait se focaliser sur la suite. Et pour l’avocat Willy Razafinjatovo, « la balle est désormais dans…

Les travailleurs de l’ombre – Yannis Montalban, PMU Madagascar :  Du sportif au mécénat

Yanis Montalban, un nom connu dans le milieu sportif en tant que mécène. En effet, il est le Directeur général de PMU Madagascar qui a toujours été présent avec les différents événements sportifs et disciplines sportives à Madagascar. Que ce soit au rugby, au handball, au football, avec le rallye, le basket,-ball le cyclisme ou…

Mpiambina ny tranombarotra Kalidas iray no nadoboka eny Tsiafahy. Ity farany dia voarohirohy tamin’ny resaka fakàna an-keriny ny tompon’ity tranombarotra ity. Araka ny fanazavàna nomen’ny pôlisy dia afak’omaly no voasambotra teny Analakely ity tovolahy ity. Taorian’ilay trangana fakàna an-keriny nitranga teny Antanimena, ny tapaky ny volana febroary iny tokoa mantsy dia efa nisy olona voasambotra.…

Tendrom-po tsy namana ! Tonga tamin’ny fanaovana ny tsy fanao ny fianakavian’ity zazavavikely voalaza fa nisy nanolana. Ankizilahy iray, 14 taona, izay taizan’izy ireo tao ihany no voatondro sy noahiahian’izy ireo ho nahavita izany zavatra izany. Hany ka tsy nahatsindry fo intsony ny rain’ity zazavavy ka nanampatra ny hatezerany tamin’ilay ankizilahy. Notapahiny avy hatrany ny…