Day: 16 avril 2018

Tokony ho tamin’ny enina ora sy sasany hariva ny zoma lasa teo no nisy fanafihana mitam-piadiana tetsy amin’ny fokontany Ambohibao-Bongatsara. Tontosan’ireo olon-dratsy izany saingy rehefa nitsoaka kosa ireo dia nifandrimbona tamin’izay ny olona. Tao ny nanara-dia avy hatrany ary nanenjika hatramin’ny farany. Tao kosa ireo nampandre ny zandarimaria. Ny fifandrimbonan’ireo hery roa tonta ireo no…

Tokony ho tamin’ny 03 ora ny sabotsy tolakandro teo no nigadona niaraka tamin’ireo vahoakany ireo depiote mpanohitra nahitana an-dRtoa Naharimamy Irma, Atoa isany Famindra Justin izay mpitondra teninin’izy ireo, Roilahy Jonah, Tody Arnaud ary depiote Mamy. Nisy avy hatrany ny fifampiresahana teo amin’izy ireo sy ny mpitarika ny Emmo-Reg nisahana ny fitandroana ny filaminana manodidina…

Institut National de la Jeunesse : 600 jeunes formés pour être entrepreneurs ruraux

La formation portera notamment sur le développement des activités d’agriculture et d’élevage ,selon les filières porteuses au niveau de chaque région, la fabrication des petits matériels et équipements agricoles, et la transformation des produits agricoles. Le ministre de la Jeunesse et des Sports, Andriamosarisoa Anicet et le ministre auprès de la Présidence en charge de…

Béatification de Lucien Botovasoa : L’Eglise catholique dénonce le pêché de la corruption

Les protestants Hery Rajaonarimampianina et Marc Ravalomanana ainsi que le catholique Andry Rajoelina partageaient hier la même paroisse à Vohipeno. Interdit de parole. Le Comité d’organisation de la cérémonie de béatification de Ramose Lucien Botovasoa n’a pas cédé aux pressions. Bien malgré l’insistance de son équipe qui a estimé que « même s’il ne fait pas…