Day: 18 avril 2018

Atelier sur la refondation de la Nation : Vers la mise en place de nouvelles structures  étatiques !

Deux jours de réflexion sur la refondation totale de la nation à Fianarantsoa. Une lueur d’espoir pour la population malgache qui semble désemparée face à la situation chaotique dans laquelle se trouve le pays. Une lueur d’espoir qui, espérons-le, ne se réduira pas à un simple long palabre stérile. Assainir, épurer, réformer, refonder. Le champ…

« Mage 4 » : Impatient de retrouver le public du Palais des Sports

Ken et ses amis se préparent à l’évènement depuis le mois de février. Pour « Mage 4 », c’est une grande première. Ils ont cependant hâte de retrouver leurs inconditionnels au Palais des Sports, ce 22 avril. « Si  nous   sommes prêts ? Oui, nous le sommes indubitablement ! Nous appréhendons un peu de nous produire au Palais des  Sports…

Résilience face aux chocs climatiques : Feuille de route en cours de finalisation

La population de Madagascar est doublement vulnérable face aux chocs, notamment climatiques, en raison de la pauvreté et de la forte exposition aux catastrophes naturelles tels les cyclones, la sécheresse ou encore les inondations.  Une feuille de route est actuellement en cours d’élaboration, dans le cadre d’un atelier de deux jours, les 17 et 18…

Ny alatsinainy lasa teo dia mpanendaka telolahy no voasambotra, teo am-panaovana ny asa ratsiny teny amin’iny faritra Andohatapenaka iny. Mbola tratra teny amin’izy telolahy ireto, izay saika ankizy mbola tsy ampy taona ny sasany, ny zava-maranitra fentin’izy ireo mampitahotra ireo lasibatra. Tamin’io fotoana io dia sendra ny nahay azy ireto tontakely ireto, satria dia teo…

Conférence : Vue sur les dessous du théâtre radiophonique

Du temps de la radio nationale malgache, qui ne s’est pas délecté de ces théâtres radiophoniques diffusé le samedi soir et au milieu de la journée, pendant la pause-déjeuner ?  Ces voix qui ont cultivé l’imagination des auditeurs  en mettant un visage sur ces commissaires et policiers, ces amoureux « transit »  ou encore ces parents possessifs qui…

Toerana fieren’ny jiolahy sy tontakely ny tsena lehibe tahaka itony, ary maro ireo lasibatra amin’ny harom-paosy sy fanendahana ao an-tsena Sabotsy ao. Na dia efa nametrahana ireny polisin’ny tsena ireny aza ao Sabotsy dia hita fa tsy mahenika ny toerana izy ireny, midadasika rahateo ny tsena ary tsy kely koa ny ratsy. Isan’ny mampirongatra ny…

Nihosin-drà indray ny arabe, omaly teny amin’iny faritra Andraharo iny. Môtô « scooter » iray no nodomina fiara « Mazda » manoloana ny toby fivarotan-tsolika iray teny an-toerana. Mafy ny fifandonana ary avy hatrany dia nipitika mihitsy ilay lehilahy nitondra ilay môtô. Taraiky tao ambanin’ity fiara nandona azy kosa ilay môtô izay potika tanteraka. Araka ny fantatra dia mbola…

Zaza tsy ampy taona : Mpifoka rongony sy mpanendaka voasambotra

Miisa telo no nosamborina tamin’ny toerana telo samihafa dia ny kartien’i Tanjombato, Andavamamba ary Mahamasina. Ny iray 14 taona, ny faharoa 17 taona ary ny farany kosa dia nandray 18 taona vao tsy ela akory izay. Asa fanendahana sy fifohana rongony no anton’ny nisamborana azy ireo ary izany dia taorian’ny fitarainana maro izay nampitain’ny olona tamin’ny…