Day: 20 avril 2018

Rehefa nandravarava nandritra ny taona maro ny dahalo mitam-basy any amin’ny Distrikan’ Ambatofinandrahana, Faritra Amoron’i Mania, dia mampandamaka ny mponina ihany koa ankehitriny ny aretina tazomoka mahery, ka anisan’ny tena lasibatra amin’izany, ary ahitana sy ahenoana olona maty betsaka ny ao amin’ny Kaominina ambanivohitr’i Fenoarivo, Ambondromisotra ary Talata Vohimena. Raha ny fanazavana azo, dia feno marary avokoa ireo…

Une technique innovante a été expérimentée par le ministère en charge de l’Agriculture via le programme FORMAPROD en partenariat avec le FOFIFA et la société 4F dans le district d’Anjozorobe. Il s’agit de la combinaison de l’utilisation des germoirs biodégradables avec la motorisation du repiquage en mottes. « Les résultats ont été concluants car un rendement…

Lahiantitra fotsy volo iray sahabo 60 taona eo no tra-tehaky ny miaramilam-pokontany nivarotra lavanila halatra tsy matoy, afak’omaly antoandro tokony tamin’ny 11 ora, tao Ambohimanarina Lokoho, Distrikan’i Sambava. Araka ny tati-baovao voaray, dia teo am-pitadiavana mpividy ity lahiantitra ity no nifanehatra tampoka tamin’ireo “quartier mobile”, ka nosamborina avy hatrany. Rehefa teny an-dalana hihazo an’i Sambava…

Nanomboka ny volana janoary lasa teo no nahitana trangana haromotan’ alika tany amin’ny Distrikan’ Analalava, Faritra Sofia, ka olona telo voakaikitry ny alika mirenireny voalaza fa romotra no namoy ny ainy. Trangana haromotana miisa enina kosa no voamarina fa niseho tany amin’ny Distrikan’i Befandriana-Avaratra. Afak’omaly, tovolahy iray no naratra mafy niboba rà teo amin’ny tongony havanana…

Ela nanaovan-dratsy ka sendra ny nahay azy. Mpamaky trano iray no voatodraka asidra teo amin’ny lohany sy tarehiny, afak’omaly alina, tao Antaninarenina Toliara. Raha ny fanazavana azo, dia nanohitra ary saika hanindrona zava-maranitra ny tompon-trano nisambotra azy ity mpangalatra. Niaro tena ilay raim-pianakaviana izay mpanao haihady, ka tsy naratra, ary nifampitolona ny roa tonta avy…

Le Bureau Indépendant Anti-Corruption (Bianco) a organisé hier un atelier de sensibilisation et de mobilisation au profit du staff élargi du Ministère des Transports et de la Météorologie. Un atelier qui a pour objectif global de contribuer à prévenir les risques de corruption liés à l’octroi de marchés publics dans le cadre du projet d’extension…

Examen du baccalauréat : Bientôt un centre d’examen à Beroroha

Le problème lié à la distance aussi bien par rapport aux établissements scolaires que les centres constitue une des causes qui démotivent les candidats aux examens scolaires. C’est une grande première pour l’enseignement supérieur et la recherche scientifique. Un centre d’examen va être mis en place à Beroroha. Situé dans la partie sud-ouest de Madagascar,…