Day: 20 avril 2018

Halatra anaty « boutique » : Ramatoa telo nangalatra tetsy Analakely M.D

Samy nidoboka am-ponja avokoa izy telo vavy rehefa nandalo teny amin’ny fampanoavana. Ny roa voalohany dia mpihavana ihany ary tena mivelona amin’ny halatra anaty toeram-pivarotana. Ny paoketran’ny olona mandalo na mividy zavatra anatin’ny toerana no tena hataon’izy roa lasibatra. Efa matetika tratra izy ireo saingy mbola mamerina ihany. Matetika mantsy ireo olona no mamela ny…