Day: 23 avril 2018

Antsirabe : Vola sandoka sy sokatra sarona

Miparitaka ny vola sandoka mivezivezy eto Antsirabe amin’izao, sarona ny tompon’antoka tamin’izy ity niampy ny namany iray izay nahatrarana sokatra maro be , rehefa nosavaina ny trano fonenany.Lehilahy iray  tompon’ny ketrika no efa voasambotry ny mpitandro filaminana teto Antsirabe, ny Talata lasa teo vokatry ny fanaparitahana vola sandoka. Mampiasa vola amin’ireny orinasan-tserasera   mikirakira vola amin’ny alàlan’ny fandefasana vola amin’ny…

Toliara propre : La coopération allemande renouvelle sa confiance

Après plus de trois années d’activités, le projet Assainissement Solide et Sécurité Alimentaire à Toliara (PASSAT) de l’ONG « Welthungerhilfe » (WHH), financé la BMZ allemande, tourne la page, avec un bilan positif et en ouvre une nouvelle : le « PASSAT-2 », officiellement lancé le 18 avril par Jules Rabe, chef de la Région Sud- Ouest. Trois années supplémentaires,…

Manif à Analakely : Le gaz lacrymogène indispose les enfants hospitalisés à Tsaralalàna

Les effets des jets de grenades lacrymogènes des forces de l’ordre lors de la manifestation des députés de l’opposition, samedi dernier 21 avril, se sont fait ressentir au sein de l’établissement hospitalier le plus proche des lieux de la manifestation. En effet, le gaz lacrymogène est parvenu jusqu’à l’hôpital mère-enfant de Tsaralalàna, indisposant les enfants…

Réactions

Erick Rajaonary Appel au calme et au dialogue « Au vu des circonstances actuelles, j’invite tous mes compatriotes à agir dans le  calme, dans le respect mutuel, ainsi que la protection des biens et surtout la sauvegarde de la vie humaine. J’encourage tous les protagonistes à privilégier urgemment le dialogue afin de trouver une issue à…

Mananara Avaratra : Nitifitra ny zandary, olona efatra maty ka mpianatry ny CEG ny iray

Misaritaka ny vaovao voaray avy any Mananara avaratra mikasika ilay sakoroka nitranga ny sabotsy 21 aprily teo tao Mananara avaratra, noho ilay olanam-piarahamoninaiseho tao amin’ny tanana antsoina hoe Antanagnivo 25km miala ny fokontany Antanambao be kaomininaMananara avaratra. Raha ny nambaran’ny mponina izay namafisin’ny ben’ny tanana any an-toerana dia olona dimy no maty voatifitry ny zandary…

Sinema ve sa tena fandrobana ity nitranga tao amin’ny magazay etsy Behoririka. Mbola mipetraka ny fanontaniana hatreto. Ny antony mantsy dia tsy nisy na inona na inona mihitsy tao anatin’ny magazay, na « vitrine » aza. Na izany aza anefa, dia nisy fanafihana izany. Teo amin’ny 15 lahy teo no nanao izay hamohana amin-kery ny toerana. Rehefa voavaha…