Day: 24 avril 2018

La classe politique est en deuil. Rajaonah Andrianjaka, le fondateur et le président national du parti « Otrikafo » est décédé, hier, en France des suites d’une longue maladie. Connu par son langage direct et son nationalisme, il fut un ardent défenseur des îles éparses et de la souveraineté nationale. Il rêvait d’un Madagascar débarrassé de l’emprise…

Amin’ny ankapobeny dia nilamina ny fandalovan’ny filoham-pirenena Rajaonarimampianina Hery teto Toamasina, omaly alatsinainy 23 aprily, nandritra ny fiatrehany niaraka tamin’ny masoivoho japonais mpamatsy ny vola, tamin’ny fametrahana ny asa fanitarana ny seranan-tsambon’i Toamasina izay haharitra valo taona (hatramin’ny taona 2026). Tao anatin’izay anefa dia nisy ihany indro kely; raha nokasaina hatao tao amin’ny Ivon- toerana…

Zava-doza no nataon’ity raim-pianakaviana iray ity, tao amin’ny kaominina Antanimbary, distrikan’i Maevatanàna, ny Alahady 22 aprily tamin’ny 6 ora hariva teo ho eo. Araka ny loharanom-baovao avy any an-toerana, mamon- toaka sy rongony ity lehilahy ity no tonga tao an-tranony io hariva io. Rahefa izany dia nila vaniny tamin’ny vadiny izy ka raikitra ny fifamaliana.…

Saika isan-taona, olona maro no matin’ny ranotrambo (Oued) amin’ny tapany  Atsimon’ny Nosy iny. Afak’omaly, raim-pianakaviana iray niampita tamin’ny ”radier” no lasan’ny ranotrambo, tao Mahaboboka Distrikan’i Sakaraha, ka mbola tsy hita faty hatramin’ny ora nanoratana ny lahatsoratra. Tamin’ny fandalovan’ity ranotrambo ity, dia tapaka mihitsy ny fifamoivoizana tamin’ny RN7, ary tsy maintsy niandry ora telo teo ho eo ireo fiara…

International Inner Wheel : La 25e conférence les 26, 27 et 28 avril

Antananarivo va accueillir cette année la 25e conférence de District de l’Océan Indien District 920. Un évènement fort intéressant pour les milliers de membres de l’organisation et qui sera organisé sous la houlette de Mme La Gouverneur de District Lova Rakotomalala. Il convient de noter que l’International Inner Wheel est présent dans plus de 103…

11es Jeux de la CJSOI : Les filles en argent et les garçons en bronze

Pour le tournoi par équipes de tennis de table, les filles se sont contentées de la médaille d’argent. Elles ont perdu par 1 victoire à 3 face aux Mauriciennes. Devant les Mauriciennes en finale du tournoi par équipes au Gymnase du Stade Gouled, Djibouti, les Malgaches ont lutté jusqu’au bout, mais, plus techniciennes, leurs adversaires…

A 45 jours avant la tenue du salon « International Tourism Fair Madagascar » (ITM), organisé par l’Office National du Tourisme de Madagascar (ONTM) et le ministère du Tourisme, 75% des stands sont déjà réservés. Ce qui augure un remplissage à 100% comme lors de la dernière édition, et ce, avec davantage d’exposants. Le PCA de l’ONTM,…