Day: 26 avril 2018

Manao tohivakana ny fanambarana samy hafa mikasika ilay zava-nitranga tao Antananarivo sy sabotsy teo; izay nisiana ain’olona latsaka sy faharatrana olona maro noho herisetran’ny mpitandro  filaminana tamin’ny tsy fanekena ny fanehoan-kevitry ny depiote, noho ilay tatitra omen’ny lalana azy ireo. Taorian’ireo senatera avy amin’ny Hvm eto Toamasina sy ny lehiben’ny Faritra Atsinanana ny alahady teo,…