Day: 4 mai 2018

Nitrangana lozam-pifamoivoizana indray ny RN10, tao amin’ny Kaominina ambanivohitra Ambatry, any amin’ny Distrikan’i Betioky Atsimo, omaly tamin’ny roa ora sy sasany maraina. Taksiborosy iray avy any Ambovombe Androy hihazo an’i Toliara no nivadika, ka mpandeha telo no maty voatsindrin’ny entana, ary ampolony ireo naratra mafy. Araka ny tati-baovao voaray, dia tsy nahazaka tena intsony ity…

Olona roa mpianaka, no maty tsy tra-drano ary telo hafa mbola miady amin’ny fahafatesana ankehitriny. Tao amin’ny fokontany Ambolatera, ao Antsalova no nitranga ity herisetran’ny dahalo ity. Tokony ho tamin’ny fito ora hariva, ny alarobia teo no nanao amboletra niditra tao amin’ny tokantrano iray ny dahalo marobe izay mitam-basy. Tsy nisalasala ireo farany ny nampiasa…

Startup weekend : Une réussite à Mahajanga avec 47 participants

« SakooLand », un parc d’attraction dans la ville de Mahajanga. C’est le projet qui a remporté le Startup weekend Mahajanga, qui s’est tenu du 27 au 29 avril dernier. Un autre projet de ferme agricole biologique baptisé « FaBio » a également été récompensé comme « coup de cœur ». Ces deux lauréats ont bénéficié d’un don d’un…

Le torchon brûle entre le CRAM (Cercle de Réflexion pour l’Avenir de Madagascar) et le FPRM (Front Patriotique pour la Reconstruction de Madagascar). En effet, dans une déclaration en date du 1er mai dernier, Joël Harison Marie René, le président du cercle, a fait savoir « officiellement » que le CRAM « démissionne du FPRM et ne soutient…

Tranga hafa kely ity niseho tao amin’ny Cité Haras Toamasina renivohitra, nitranga ny alarobia alina nifoha ny alakamisy ity, satria dia miaramila kilasy faharoa miasa eo anivon’ny toby RM1/3 eto Toamasina avy nanatitra ny sipany no nisy nitifitra ka voa teo amin’ny feny. Raha ny fanazavana azo dia voatitra soa aman-tsara ilay tovovavy naterina, saingy…