Day: 5 mai 2018

Mbola mitohy hatrany ny fanakanan-dàlana amin’ny lalam-pirenenana fahefatra amin’izao. Fiara sprinter iray avy any Antanànarivo no lasibatry ny jiolahy ny talata 01 may lasa teo tokony ho tamin’ny misasakalina. Araka ny fanazavana voaray tamin’Atoa Zanelisy Armand, lehiben’ny vondron-tombim-pileovan’ny Zandarimariam-pirenena eto Betsiboka dia, nosakanan’ny  jiolahy tamin’ny vatobe ny làlana nizoran’ity fiara ity toe amin’ny toerana antsoina…