Day: 7 mai 2018

Nirefodrefotra indray ny basy teny amin’iny faritra Ankadindramamy iny ny alin’ny zoma lasa teo. Rangahy iray, 48 taona, tompona toeram-pisakafoanana iray etsy Analamahitsy no nisy nitifitra, raha iny izy handeha hody hamonjy ny fodiany tetsy Ankandindramamy iny. Vokany, namoy ny ainy vokatr’izay tifitra nahazo ity raim-pianakaviana ity. Lasan’ireo olon-dratsy kosa ny vola tany aminy rehetra,…

Miverina indray ny fanafihana mitam-piadiana eto Toamasina ankehitriny. Misy manararaotra ireo andian-jiolahy mpanao izany amin’ny fironan’ireo mpitandro ny filaminana amin’ny fisahanana ny fitokonana etsy sy eroa. Tranga iray no niseho teo amin’ny toeram-piantsonan’ireo taksibrosy ao Tanambao V ny zoma hariva tokony tamin’ny 6 ora teo, ka mpivarotra iray nanatitra garava hakana entana any ambanivohitra no lasibatra…

Slalom ASACM : Victoire de Hugo Louvel

Hugo Louvel a remporté haut la main le slalom Yacco d’hier à Ambatolampy Tsimahafotsy sur une P.306. Une victoire d’autant plus belle, car réalisée avec la manière, puisque le digne fils de Gérard Louvel n’a laissé aucune chance aux autres concurrents de ce rendez-vous offert par le club ASACM. Tsiory sur une P106 s’intercalait avec…

Démission de Hery Rajaonarimampianina : La revendication s’étend aux quatre coins du pays

Une grande mobilisation a été organisée samedi dernier à Mahajanga, Antsiranana, Fianarantsoa, Toliara, Toamasina et sur la Place du 13 Mai à Antananarivo. « Désormais, nous avons la preuve que c’est tout Madagascar qui réclame le départ de Hery Rajaonarimampianina ». C’est ce qu’a déclaré la députée de Tana I, Me Hanitra Razafimanantsoa samedi dernier lors du…

Economie bleue : Vers la mise en  œuvre d’une stratégie nationale

Plus de soixante-dix participants ont partagé leur savoir-faire à travers des présentations et des discussions sur différentes thématiques clés dans la mise en place de l’économie bleue dans la Grande Île. Parmi lesquelles, on peut citer, entre autres,  la coordination entre toutes les parties prenantes, la mobilisation des ressources financières nécessaires et la communication ainsi…

Mahazo vahana eto amin’ny tany sy  ny firenena mihitsy ity fitsaram-bahoaka ity. Zava-doza fa lasa zary fiainan’ny olona ny manao fitsaram-bahoaka raha vao misy tsy fandriampahalemana, indrindra fa ny fokonolona no mahazo voalohany ireo jiolahy na dahalo, eny fa hatramin’ireo mpanao hala-botry dia efa fitsaram-bahoaka no miandry azy. Fa tsy izany kosa no niseho tao…

Affaire « Croix-Rouge malagasy » : Vers un effet domino !

La « Croix-Rouge malagasy » va porter plainte sur l’affaire de détournement de fonds qui a secoué aussi bien la société nationale « malagasy » que la fédération internationale de la Croix-Rouge. «Les résultats officiels des opérations d’audit menées par la Croix-Rouge norvégienne à travers le cabinet « Ernst and Young » sont entre les mains des responsables de la « Croix-Rouge…