Day: 7 mai 2018

Crise – CFM : Face-à-face entre les députés pour le changement et le régime en gestation !

De nombreux observateurs se posent la question : «  Que fait le CFM (Conseil du « Fampihavanana Malagasy » dans la résolution de cette crise ? ». Effectivement, la compétence ainsi que la prise de responsabilité de cette structure constitutionnelle doivent être prouvées à travers le dénouement de cette crise. De surcroît, outre la principale mission herculéenne du CFM étant…

Ny alin’ny alakamisy no nisy niditra an-keriny, ny toerana fiantsonan’ny mpizahatany ao Ambohimiera, eo anivon’ny distrikan’Ifanadiana. Folo lahy no tompon’antoka ary avy hatrany dia nampiasa hery. Olona enina tao amin’ilay toerana no naratra mafy. Namoy ny ainy ny iray tamin’ireo. Raha araka ny fanazavana azo, dia vola mitentina telo tapitrisa ariary niaraka tamin’ny kojakojan-dakozia maro…