Day: 12 mai 2018

Ankadimbahoaka : Mpanao menaka lavanila hosoka, roa lahy nidoboka am-ponja

Menaka tsotra nasiana vovoka lavanila no nahazoan-dry zalahy ireto, roa tapitrisa ariary ! Manjaka tokoa amin’izao ity karazana hosoka rehetra ity, ary saika any amin’ireo zavatra tsy dia fahita firy saingy lafo vidy no tena ahombiazan’ireo mpisoloky, toy ity trangana menaka lavanila hosoka ity. Lehilahy roa no voasambotry ny pôlisy avy etsy amin’ny kaomisarian’i Tanjombato, ny…

Raim-pianakaviana iray 47 taona no maty tsy tra-drano rehefa avy nohosen’ny kamiao, teny amin’ny làlana By Pass Ambohimanambola, omaly maraina. Araka ny fanazavan’ireo nanatri-maso, izay tsy iza fa iray tamin’ireo olona niaraka taminy, tamin’ny fotoana nitrangan’ny loza. Handeha hiasa eny amin’iny toerana iny  izy ireo tamin’io fotoana io ka nandeha kamiao ihany koa. Raha vao…

Airtel Madagascar : Au chevet des enfants malades d’Anmbohimiandra

Afin d’apporter le sourire aux enfants malades, l’équipe d’Airtel Madagascar et celle de l’association « Compassion »  se sont rendues le vendredi 27 avril  dernier. Elles ont fait le déplacement à l’hôpital d’Ambohimiandra. Une occasion d’apporter le sourire aux enfants malades de cet établissement hospitalier  car la visite a eu pour objectif de réconforter, d’apaiser, et de…

Raha nitsoaka izy raha vao nitranga ny loza, fantatra kosa omaly fa efa natao famotorana teo anivon’ny polisy misahana ny lozam-pifamoivoizana etsy Tsaralalàna, ilay lehilahy. Raha  ny fanazavana azo, dia nitolo-batana tao ny tenany ary noho ny tahotra fitsaram-bahoaka no antony nialany teo Andranomena avy hatrany. Ny marainan’ny alakamisy teo, eo amin’ny fotoana maha-betsaka ny…