Day: 14 mai 2018

Ambolonkandrina : Notifirina teo amin’ny lohany raha hamonjy fodiana

Ny zoma hifoha asabotsy teo no nitranga ny fikasàna hamono olona. Tokony ho tamin’ny roa ora sy sasany maraina, raha hamonjy ny fodiany ny lehilahy iray 28 taona no nisy nitifitra. Koa satria izy mipetra-drery noho izy vao nisara-mpanambadiana ary koa tsy manana mpanampy, dia izy ihany izany no tsy maintsy namahany vavahadin’ny tokotany hitsofohan’ny…