Day: 19 mai 2018

Tamin’ny rindrindra facebook an’ny vadiny no nahitàna omaly fa telo lahy no namono nahafaty ny andefomandriny. Nametrahany hafatra rahateo mba hahatonga saina an’ireo, satria lasa kamboty tsy fidiny ny zanany kely ary lasa mananon-tena ny tenany. Midika izany fa efa nanao ny fanadihadiana mifanandrify azy koa ny fianakavian’ny maty ary olona telo izany no tena…

Tratra nangalatra tanaty kaomisaria : Nadoboka am-ponja avy hatrany

Sasatry ny miaina sa mba te hitsidika an’Antanimora ? Lehilahy iray no nampidirina am-ponja avy hatrany, rehefa tratra, teo am-pangalarana môtô nipetraka teo an-tokotanin’ny … pôlisy tetsy Mahamasina. Na ireo pôlisy aza gaga ny amin’ny fahasahian’ity ranamana iray ity. Noheveriny tokoa mantsy fa mipetra-potsiny tsy misy mpiambina ireny biraon’ny pôlisy na kaomisaria ireny, rehefa alina ny…

Nitrangana vono olona nahatsiravina indray tany Vohémar, afak’omaly alina, ka raim-pianakaviana iray no namoy ny ainy notetehin’ny antidahy nivahiny tao aminy. Naratra mafy kosa ny zanany roa ary ny vadiny izay mbola manaraka fitsaboana ao amin’ny hopitaly Salfa. Raha vao nitranga ny loza dia niantso vonjy ny niharam-boina, ka fotoana fohy taorian’izay dia tonga ny…

Les médiateurs internationaux sont repartis bredouilles. Ils n’ont pas réussi à dénouer cette crise qui est différente de celles rencontrées en Afrique. Ils sont arrivés avec une méthode qu’ils croyaient éprouvée : réunir les principaux acteurs politiques et les amener à un terrain d’entente débouchant sur un accord politique. Ils se sont heurtés à la réalité…

Place du 13 mai : Mobilisation énorme ce jour

Il n’y aura pas de trêve politique durant le week-end de la Pentecôte puisque l’opposition prévoit une démonstration de force sur la Place du 13 mai. Le mémoire en défense du président Hery Rajaonarimampianina a été déposé hier auprès du greffe de la Haute Cour Constitutionnelle. Une délégation des parlementaires pro-régime dirigée entre autres, par…

Vokatry ny tsy filatsahan’ny orana tao anatin’ny fito volana any amin’ny distrikan’i Beloha Androy, dia ripaka sy potiky ny hain-tany ireo voly. Noho ny tsy fahampian-drano, dia maro amin’ ireo biby fiompy no maty sy mahia. Ary mandeha an-kilometatra maro ny mponina vao mahita rano hosotroina sy handrahoana sakafo, kanefa mbola ranom-potaka maloto tsy ara-pahasalamana.…

Deux envoyés spéciaux du président de l’Afrique du Sud Cyril Ramaphosa se trouvent actuellement dans nos murs. Il s’agit de Roelf Meyer et Eby Ebrahim. Ils ont été reçus hier au Palais d’Etat d’Iavoloha par le président de la République Hery Rajaonarimampianina. Les discussions entre les deux parties ont porté sur la situation politique qui…