Day: 22 mai 2018

Nitrangana fanafihan-jiolahy nitam-basy indray tao an-tampon-tanànan’i Vangaindrano, ny alin’ny zoma hifoha ny asabotsy teo, ka tokantrano iray tao amin’ny Fokontany Ambadikala no voaroba, ary lasan’ny efa-dahy tsy nisaron-tava tamin’izany ny lelavola an-tapitrisany vidin-jirofo. Nandritra ny fanafihana dia maty tsy tra-drano nofitirin’ireo jiolahy ny ramatoa tompon-trano, raha naratra mafy mbola tsaboina any amin’ny hopitaly kosa rangahy…

Raha fanahy masina no nidina noho ny fetin’ny pantekosta ny alahady teo, dia vono olona feno habibiana kosa no nanaitra ireo fokonolona tao amin’ny fokontany Mahasoa kaominina Ambokarivo distrikan’i Toamasina II tokony tamin’ny 07 ora maraina teo. Gaga ireo mpiandriaka amoron-dranon’Ivondro raha nahita valizy manga goavam-be natsingevan’ny rano, izay nitangoronan’ny lalitra sy toa mivohibohitra hafahafa,…

Pentecôte 2018 : Près de 80 personnes admises à l’HJRA, aucun décès enregistré

En général, la célébration de la fête de la Pentecôte 2018 s’est déroulée dans le calme. En effet, les employés des deux services d’urgence (Réanimation médicale et Urgence chirurgicale) de l’hôpital Joseph Ravoahangy Andrianavalona (HJRA) n’étaient pas débordés par la forte affluence des patients comme à chaque jour de fête annuelle. Puisque cet hôpital reçoit…

Rehefa nokarohina sy natao hazalambo nandritra ny andro maromaro, dia voasambotry ny mpitandro filaminana, ny zoma teo, ny dahalo fito tamin’ireo 100 lahy nitam-piadiana nandroba omby miisa 800, tao Tsimabeomby (anelanelan’ Amboropotsy sy Ambatofinandrahana), ny 10 mey lasa teo. Tra-tehaka niaraka tamin’ireto dahalo ireto ihany koa ny omby halatra 154 isa sy basy telo nampiasan’ireo…

Nisesisesy indray tamin’iny herinandro iny ny fanafihan-dahalo mpanakan-dalana any amin’ny faritra Matsiatra Ambony. Fiarabe iray avy ao Fianarantsoa nitondra mpivaro-mandeha mpitety tsena hihazo an’i Befeta distrikan’ Isandra no notafihan’ny dahalo folo lahy nirongo basy, ny narain’ny 18 mey teo, tokony tamin’ny 6 ora tany ho any, 1 km tsy hidirana an’ Andremizaha. Vokatry ny tifitra variraraka intelo,…

Behoririka : « Stand »maro may kila tao amin’ny « building Ramaroson »

Aman-tapitrisany ny fahavoazana ary soa ihany fa andro alahady fa raha tsy izany dia nikararana ihany koa ny faty olona. Tokony ho tamin’ny telo ora tolakandro ny alahady teo no niseho ny loza, raha ny angom-baovao azo teny an-toerana. Dona-tsetroka niainga avy tamin’ny rihana farany ambany no nampikoropaka ireo teny an-toerana. Vetivety anefa izany dia…

Andry Rajoelina : Félicitations au nouveau Cardinal

En bon catholique, Andry Rajoelina n’a pas manqué d’adresser ses félicitations à Mgr Désiré Tsarahazana qui vient d’être nommé Cardinal par le Pape François. Le premier a d’ailleurs rencontré le second lors de la récente cérémonie de béatification de Ramose Botovasoa à Vohipeno où l’ancien président de la Transition a eu en quelque sorte la…