Day: 28 mai 2018

Le Mapar jubile, bien que la HCC ne se soit pas pliée à la pression de la Place du 13 Mai, exigeant la déchéance du président Hery Rajaonarimampianina, son candidat Andry Rajoelina semble du moins jusqu’à maintenant, avoir le vent en poupe. L’application du fameux Article 54 de la constitution lui confère un boulevard dans…

Famonoan-tena sa nisy namono ? Mpitandro filaminana iray no hita faty, voatifitra, tao an-tranony, teny amin’ny « La haute » ny sabotsy maraina teo. Ny zanany, izay tonga namangy azy no nahita ny vatana mangatsiakan-drainy nisohon-drà tao am-pandriana. Ny antso vonjiny no nanaitra ny rehetra tamin’io marainan’ny sabotsy ka nirohotra nijery ny zava-nisy avokoa ny rehetra, izay tsy…