Day: 29 mai 2018

Nihevitra izy telo lahy, fa tsy hisy sahy hanatona  azy ny fokonolona, noho ny basy teny an-tànany. Tsy izay anefa no niseho fa dia matin’ny fitsaram-bahoaka ny iray tamin’izy telo lahy. Ilay nilanja ny basy mihitsy ity matin’ny fokonolona ity. Tao amin’ny fokontany Miaramamindra, toerana antsoina hoe Ambaromahatahotra no nisehoan’ity tranga ity, ny faramparan’ny herinandro…