Day: 30 mai 2018

HCC : 28 députés menacés de déchéance

Les 73 députés pour le changement enfoncent le clou. En effet, après avoir déposé une requête en déchéance contre le président de la République, ces élus de l’opposition s’en prennent actuellement à leurs collègues qui ont changé de groupes parlementaires ou qui ont tout simplement dévié de la ligne de conduite de leurs groupes parlementaires.…

Noho ny firongatry ny tsy fandriampahalemana misy sy ny asan-jiolahy manjaka ankehitriny amina faritra maro eto amintsika (na ambanivohitra io na an-tanànan-dehibe), dia mahatsiaro tena ho tsy voaaron’ny fanjakana noheverina ho Raiamandreny intsony ny olona sy ny fananany. Afak’omaly alina, tany Lokomby Distrikan’i Manakara, dia ramatoa be iray mpivarotra izay efa maty vady, miara-mipetraka amin’ny…

Tsy andro tsy alina, raha ny tati-baovao samihafa voaray, dia misavoritaka noho ny asan-dahalo nanao sesilany nanomboka ny fetin’ny pentekoty teo no mankaty, ireo mponina very fanahy mbola velona any amin’ny Distrikan’ Ikalamavony, Faritra Matsiatra Ambony. Ary mampilaza mialoha hatrany na mandefa taratasy ireo malaso mitondra basy mahery vaika rehefa hanafika tanàna ; izay tsy misalasala…

Leom-boan’anana amin’ny asa ratsy foana ataon’ny tovolahy sahabo  ho25 taona eo, ny mponina ao Ankilimalinike Toliara II, ka raha vao voasambotra noho ny halatra akoho amam-borona ity jiolahy rain-dahiny, afak’omaly hariva, dia noborin’olona tamin’ny antsy ny tanany havanana nentina nanafay tanteraka azy, satria raha ny voalazan’ny tati-baovao voaray, dia sarona nangalatra mangahazon’ny dadatoany teny an-tsaha…

Efa tena gaboraraka mihitsy ankehitriny ny fanaraha-maso ny entana amidy eny an-tsena, tsy mivalona ny  vary lo  misy mivarotra an-tsokosoko na efa manao ny ezaka mafy amin’ny fanaraha-maso izany ny eo anivon’ny varotra sy ny fanjifana Analanjirifo . Izao indray dia tsy hita manao ny asany ny eo anivon’ny sampan-draharahan ‘ ny fahasalaman’ny biby izay mpanara-maso ireo…

« Jazz@totohabato » 8e édition : Encore plus proche du grand public

Devenu un rendez-vous incontournable,  « Jazz@totohabato » entame sa huitième édition qui va se tenir du 28 mai au 1er juin. L’objectif ? Se rapprocher plus du public et rendre le jazz plus accessible. Pendant cinq jours, les mélomanes de la Capitale pourront apprécier plusieurs spectacles de grands noms du jazz, mais également découvrir les jeunes talents,…

Convaincu de la place du secteur privé dans le processus de développement, notamment en matière de promotion des investissements et de développement d’infrastructures structurants, l’État  via l’« Economic Development Board of Madagascar » (EDBM) avec le soutien financier de la Banque africaine de Développement (BAD), affirme sa volonté de développer les Partenariats Publics-Privés (PPP). Ainsi, une Unité…