Day: 30 mai 2018

« Ary hataoko ahoana no fijery ny fandringanana ny havako » io Teny avy ao amin’ny Estera 8 :6b io entin’ny Sampana Vokovokomanga avy etsy amin’iny Fjkm Analamahitsy, hanamarihana ny andro maneran-tany tsy hanendrena paraky sy sigara, ny alakamisy ho avy izao. Amin’io andro io dia hisy ny fotoam-bavaka izay hatao eny an-toerana, ny fampianarana Soratra masina, ary…

Jour J-1 pour la nomination du Premier ministre : Christine Razanamahasoa présentée ce jour par le MAPAR

Magistrat de premier grade, ex-Garde des Sceaux, ancienne présidente de l’Assemblée nationale, députée élue à Ambatofinandrahana and last but not least, coordinatrice nationale du MAPAR, elle est en pole position dans la course à la Primature. Le second de la liste serait aussi un député issu du corps du corps de la magistrature et ex-ministre…

Préparation des examens officiels : La DREN Atsimo Andrefana montre l’exemple

Le délai fixé par le ministère de l’Éducation nationale au niveau central dans le recueil des sujets des examens proposés par les CISCO a été respecté malgré les troubles causés par la conjoncture sociopolitique traversée par le pays. La DREN ou Direction Régionale de l’Education Nationale Atsimo Andrefana a une longueur d’avance en matière de…

Nisehoana lozam-pifamoivoizana indray iny lalam-pirenena fahafito iny, teo amin’iny Pk 434, teo amin’iny tanana antsoina hoe Ambatosoa, ao amin’ny  kaominina Andranovorivato, distrika Vohibato, ny harivan’ny alatsinainy lasa teo. Fiara taxi-brousse iray, zotra rezionaly mampitohy an’ Andranovorivato sy Fianarantsoa no niharan-doza tamin’io fotoana io. Vokany olona 15 no naratra mafy tamin’io fotoana io, ka anisany ny…

Mpitandro filaminana iray indray no naratra mafy, rehefa nisy nikapa famaky teo amin’iny lohany, ny faran’ny herinandro lasa teo, tao amin’ny fokontany iray antsoina hoe Fiakarantsoa, kaominina Bemahatazana, distrika Tsiroanomandidy iny. Tao anatin’ny fanaovana ny asany indrindra no niseho ity tranga tsy nampoizina ity, araka ny fampitam-baovao azo tamin’ny zandamariam-pirenena. Nandritra ny fisafoana ny tanana…

Le Pr Stephan Narison président-fondateur de l’AGMM a continué pendant les mois d’avril et mai le partage de connaissances sur la physique des hautes énergies et l’origine de l’univers par le Big-Bang  à Fort-Dauphin, Tuléar, Antananarivo, les régions de Vakinankaratra et d’Analamanga. Ce directeur de recherche au Centre National de la Recherche Scientifique (CNRS) de…

Niverina indray ny fanafihana mitam-basy eto Toamasina ankehitriny na manao ezaka mafy mifehy izany araka ny baiko azon’izy ireo aza ny mpitandro  filaminana ; izay miezaka mandeha eran’ny tanàna na andro na alina.  Tranga iray no niseho, ny alatsinainy teo tokony tamin’ny  4ora tolakandro raha iny hividy entana tao amina tranombarotra iray antsoina hoe « Kanto » eto…