Day: 1 juin 2018

Raikitra ny sakoroka tao amin’ny kaominin’Antanifotsy Soanierana Ivongo, ny alarobia 30 may sy ny alakamisy 31 may teo, raha nipoaka ny sarom-bilany teo amin’ireo mpianatra an-jatony noho ny voalazan’izy ireo fa fitiavam-bola sy kolikoly ary didy jadona ataon’ireto talen’ny lisea sy ny Ceg any an-toerana ireto. Nanomboka tamin’ny 8ora maraina ny hetsika ; izay tsy nitsahatra…

Le MDM, à travers son bureau national, sort de son silence « face à l’embrouillamini politique actuel qui intervient peu avant la phase d’alternance démocratique ». Tout en reconnaissant les effets de la mauvaise gouvernance qui impactent sur le social et l’économie, le parti de Pierrot Rajaonarivelo de faire remarquer que « la majorité silencieuse est en plein désarroi…

MPPSF : Des matériels pour des activités génératrices de revenus dans huit régions

Le Ministère de la Population, de la Protection sociale et de la Promotion de la Femme (MPPSPF) continue de soutenir les plus démunis en poursuivant la création et la promotion d’activités génératrices de revenus (AGR). Au total, 1 637 femmes ont bénéficié de cette action. En tenant compte de l’expression des besoins des populations concernées, le…

Tao anatin’ny herinandro dia nisesisesy nanao tohy vakana ny vaky trano sy ny fandrobana tamin’ireo toeram-pandraisam-bahiny ao Anakao Distrikan’i Toliara II. Manoloana ny firongatry ny asa ratsy, dia niray hina nanamafy ny fiambenana sy nifampita vaovao hatrany ireo mpitantana hotely any amin’ity toeram-pitsangantsanganana mahasarika vahiny mpizahatany maro izay misy tora-pasika tsara sy vorona miavaka tsy…

ITM : Madagascar mise sur les marchés principaux

Le secteur du tourisme prend un nouvel élan. Les perspectives pour 2018 sont prometteuses, d’après la présentation du ministre de tutelle, Roland Ratsiraka, lors de l’ouverture de l’ITM hier. Le Salon International du Tourisme (ITM) a commencé hier. Lors de la cérémonie d’ouverture, le ministre du Tourisme Roland Ratsiraka a indiqué que Madagascar mise désormais…

Rencontre au sommet : Le CFM snobé par trois présidents

Seul l’ancien président Didier Ratsiraka était présent au CCI Ivato hier. Une rencontre au sommet vouée à l’échec. Comme prévu, le « Conseil du Fampihavanana Malagasy » a convoqué autour d’une table hier des acteurs politiques, des membres de la Société civile, des leaders religieux et des chefs traditionnels. Des représentants du Corps diplomatique et consulaire résidant…

CCI Ivato : Le MAPAR claque la porte

« Le MAPAR ne sera pas complice de cette mascarade, qui n’est qu’une nouvelle tentative de confiscation du pouvoir ». C’est ce qu’ont déclaré hier les représentants de l’ancien président de la Transition Andry Rajoelina à la sortie du Centre de Conférences Internationales d’Ivato. En effet, le parti « Miaraka Amin’i Prezida Andry Rajoelina » a claqué la porte.…

Nirefodrefotra ny basy tany amin’iny distrika Ambatofinandrahana iny, ny alarobia lasa teo. Fifandonana in-telo miantoana no nisy teo amin’ireo mpanara-dia ; izay nahitana zandary sy fokonolona tetsy ankilany, ary dahalo amam-polony, nirongo fitaovam-piadiana tetsy andaniny, tao amina kaominina iray antsoina hoe Amborompotsy. Vokatr’izay, dahalo 15 no tsy afaka hanohy ny asa ratsiny intsony, olona iray no…

Taorian’ny fanapahan-kevitry ny fitondram-panjakana sy ny didin’ny Fitsarana nilatsaka, izay manome baiko mandroaka an’ireo fianakaviana maherin’ny telo arivo, voalaza fa mibodo ny tanin’ny oniversiten’i Toliara mirefy 325 ha ao Maninday, ka tsy maintsy miala eo amin’io tany io ireo mponina . Raikitra indray ny savorovoro mahakasika ny olana ady tany ifandroritana ity. Tsy mankasitraka io fanapahan-kevitra io ireo…