Day: 2 juin 2018

Matériels de stockage de données : Une taxe à l’import de 6%, dédiée au droit d’auteur

Les clés USB, cartes mémoire, CD, disques durs, téléphones portables et autres matériels de stockage de données sont taxés à 6% supplémentaires. Une convention a été signée hier entre les Douanes, l’OMDA et Gasynet. 80% des produits artistiques utilisés par les ménages à Madagascar sont des copies, d’après l’Office Malgache du Droit d’Auteur (OMDA). Pour…

Hafa kely ity tranga niseho tamin’ny fokontany Andavanio, 06km miala an’i Soanierana Ivongo ity, satria tratrany ambodiomby nampirafy azy nampiaraka tamin’ity sakaizany ny vadiny, dia ny zanany mbola kely indray no nakarapony tamin’ny arabe tara ka maty tsy tra-drano vokatra izany. Raha ny fanazavana avy any an-toerana dia niala tao an-trano fa hoe handeha hiasa…

Agenda culturel

Kudeta Anosy Du « salegy mafana » avec Jaojoby Le roi du « salegy » invite ses compères à trinquer au kudéta Urban Club sous le souffle du « salegy mafana ». Jaojoby investira la scène ce soir sur un rythme de Night & Day Blues. Alliant l’utile à l’agréable, le chanteur jouera sa carte de musique tropicale dans le dessein…

Taorian’ny fanafihana in-04 nisesy teto Toamasina ny alatsinainy teo, izay nanomboka tamin’ny 11ora tsy nitsahatra raha tsy tamin’ny 05 ora hariva, niseho tamin’ny toerana samy hafa sy nifanalavitra, nataon’ireo andian-jiolahy manao andiany roa mitondra basy sy mitaingina moto scooter. Ny iray farany niseho tao Ankirihiry teo amin’ity tranombarotra iray ka nahafatesana raim-pianakaviana avy any Sahambala…

Nirefodrefotra indray ny basy tao amin’ny tanànan’Ambarijeby, any amin’ny kaominina Ambanivohitra  Tsararano, ny Zoma lasa teo tokony ho tamin’ny 07 ora hariva. Tokantrano iray tany an-toerana no notafihana jiolahy maromaro tsy voafaritra isa nirongo fitaovam-piadiana. Araka ny fanazavana azo, avy hatrany dia niditra an-keriny tao amin’ity tokantrano iray notafihany ireo jiolahy sady nanapoaka basy nandrahonana…

Ahiana ho toy ny tranga niseho tany Vohilava Mananjara sy Soamahamanina ny zava-misy any amin’ny fokontany Antafia, kaominina Maevtanàna faharoa, raha tsy voalamin’ny tompoanandraikitra mahefa haingana ny toe-draraha misy any an-toerana ankehitriny, satria tsy eken’ireo vahoaka ny fanitarana fasika ataon’ireo sinoa mitrandraka volamena. Nanizingizina ireo vahoaka tamin’ny fanambarana nataon’izy ireo taminay nandritra ny fanadihadiana natao.…