Day: 7 juin 2018

Transports aériens : « Turkish Airlines » dessert Moroni

« Turkish Airlines » renforce sa présence en Afrique et dans l’Océan Indien. La compagnie aérienne turque vient d’ouvrir ses vols à destination de Moroni (Comores). Une nouvelle ligne qui fait passer à 53 le nombre de destinations que « Turkish Airlines » dessert en Afrique. Avec les services existants à Madagascar, à Bamako, aux Seychelles, à Freetown, à…

Développement énergétique : Madagascar face aux enjeux de la valorisation de l’énergie verte

L’intégration des énergies renouvelables dans les systèmes électriques est de plus en plus incontournable pour les pays fortement dépendants des énergies fossiles comme les îles du sud-ouest de l’Océan Indien. Par le coût écologique et économique des combustibles fossiles, ces pays se doivent d’accélérer la transition énergétique et de miser davantage sur les énergies durables.…

Mbola mirongatra hatrany ny fidorohana zavamahadomelina ao Toliara. Rehefa mihahenjana ny fanenjehana ny rongony, dia mahita fika hafa indray ireo mpidoroka ankehitriny. Tamin’ny fanadihadiana sy karo-baovao natao no nahafantarana, fa dia ny fanafody (izay tsy hotononina anarana eto) voalaza fa fitsaboana olona adala no ampiasain’ny andian-tanora sasany dorohina amin’izao. Afangaron’izy ireo amin’ny rano na ranom-boankazo…

Raha nanomboka ny 26 febroary lasa teo ny fanamboarana ny tetezanan’i Manakarabe izay tetezana mampifandray ny kaominina Ambonivohitr’i Manakara sy ny tanànan’i Manakarabe, dia fantatra ankehitriny, fa ny 30%-n’ny asa fanamboarana ataon’ny orinasa Colas no efa vita, ka isan’ireo asa fanarenana natao ny fanaovana ho « béton » ny fototra izay hiorina 10 metatra ambanin’ny reniranon’i Pangalana,…

Zaza manodidina ny 13 taona no tafidtra an-tsehatra amin’ny fivarotana solika amin’ireo kaominina manodidina ny toeram-pitrandrahana Ambatovy raha 20 taona no zokiny indrindra. Barika feno solika milanja 30 ka hatramin’ny 45 kilao no lanjain’ireo zaza mitety ny lalana mirefy 20km na mihoatra. Efa misy ireo olona manjifa ny varotra ataon’ireo zaza ireo. Mandalo ao anatin’ny…

Omaly no natolotra teny anivon’ny Fampanoavana ilay renim-pianakaviana namono ny zanany tsy nahy tetsy Itaosy ny talata lasa teo. Araka ny fanampahan-kevitr’ireo mpitsara mpanao famotorana, taorian’ny fihenoana azy dia nalefa avy hatrany eny Antanimora ity ramatoa ity. Raha tsiahivina tokoa ny zava-nisy araka ny filazana azo dia notorahan’ny reniny tamin’iny fanoto vato ity ankizivavy kely…

Isan’ny nahazoan’ny orinasa Mictsl izay misahana ny fitantanana sy ny fikirakirana kaontenera eo anivon’ny seranan-tsambon’i Toamasina, ny olana tamin’ny fahasimban’ireo fitaovana nampiasainy ka niteraka fitarazohan’ny famoahana sy fampidirana entana teo anivon’ny seranan-tsambo, ka niteraka fitarainana maro tamin’ireo mpandraharaha sy mpanafatra entana ary ireo mpitatitra. Efa nanome toky anefa ny orinasa Mictsl, satria efa nisy ny…