Day: 8 juin 2018

Teo am-pividianana zavatra mihitsy ireto olona roa, lehilahy sy vehivavy, hita fa vola sandoka no nentiny ary niantsoana pôlisy avy hatrany. Ny talata lasa teo, no nisehoan’izany tetsy Andravoahangy tsena. Araka ny fitantaran’ny zokin’ity lehilahy ity, izay tonga taty aminay dia olona avy any ambanivohitra izy ireo, nitondra gisa sy vorona hamidy etsy amin’ny tsenan’Andravoahangy.…

Orchidées blanches : 26e édition du « Vivre ensemble »

Dans le cadre de la célébration du mois de l’Enfance, le centre médico-éducatif Les Orchidées Blanches  à Androhibe ,a organisé hier la 26e édition de la journée du « Vivre ensemble ». Partage et différences. Plus de 500 personnes ont participé à l’évènement organisé hier au Stade d’Alarobia. 500 individus issus d’horizons divers ; allant des établissements éducatifs…

Evasan dans les zones enclavées : Quand charrettes, bicyclettes et pousse-pousses sauvent des vies

Outre l’insuffisance de personnel de santé et de matériels adéquats, l’enclavement de nombreuses zones, est également une problématique se dressant face au système de santé publique malgache. La distance entre les communautés et les centres de santé de base est l’une des causes entraînant la forte mortalité infantile et maternelle dans plusieurs régions de l’île.…

Nitrangana fanafihana maherivaika indray tao amin’ny distrikan’i Betafo. Andian-jiolahy tsy latsaky ny 30 mirongo fiadiana no nanao ny fanafihana. Tao amin’ny tanàna antsoina hoe Tarahasina, kaominina Antsoso, distrikan’i Betafo, no nisehoan’ny fanafihana ny alin’ny alatsinainy lasa teo. Tokony ho tamin’ny 12 ora alina no nanao bemiditra ny tanàna ny jiolahy. Avy hatrany dia nitabataba sy…