Day: 9 juin 2018

Après Antananarivo, les kidnappeurs ont également frappé fort à Toamasina. Selon une information parvenue à la Rédaction hier, Nizar Pirbay, propriétaire du « Business Center » à Toamasina a été enlevé dans  cette ville en fin d’après- midi. Pour le moment, les circonstances de cet enlèvement ne sont pas encore connues. Ce qui est étonnant dans cette affaire…

Saika efa ho isanandro, dia andrenesana sy ahazoam-baovao hatrany mahakasika ny fanafihan-dahalo any amin’ny faritra Amoron’i Mania. Afak’omaly naraina, tokony ho tamin’ny sivy ora, fokontany telo any amin’ny kaominina ambanivohitr’i Mandrosonoro no lasibatry ny dahalo 80 lahy nitam-piadiana. Nandritra ny fanafihana, olon-tsotra iray tao an-tanànan’ Ambararata no lavon’ny balan’ ireo malaso. Nandritra ny fifandonana, dia…

Fête de la musique : Une trentaine d’artistes sur la même scène

Trois scènes pour trente artistes ! C’est dans cette optique que l’Alliance française de Tananarive célèbrera la fête de la musique. La journée du 16 juin s’avèrera être un grand éventail du paysage musical  selon les dires des responsables au sein du centre culturel lors d’une conférence de presse dans les locaux à Andavamamba hier.  Entrant…

Taorian’ny fahatratrarana an’ ireo sokatra 10.196 isa, tao amin’ny fokontany Toby Betela Toliara, ny 10 aprily lasa teo, sy taorian’ny fangalarana sokatra miisa 352, tao amin’ny tananàn’ny sokatra tany Mangily, distrikan’i Toliara II, ny zoma 11 mey 2018, dia olona dimy voasaringotra amin’ity raharaha fanondranana sokatra an-tsokotsoko sy trafikana sokatra ity no naiditra am-ponja vonjimaika…

Dimy ambin’ny roapolo no isan’ireo olona voarohirohy tamin’ilay raharaha nahaverezana bala an’arivony tao amin’ny sekolin’ny zandarmariam-pirenana tao Ambositra, volana vitsivitsy lasa izay. Ny dimy amin’ireo dia zandary fa ny sisa ambiny dia saika sivily avokoa. Tamin’iny herinandro iny no niakatra fitsaràna ny raharaha. Araka ny fantatra dia noafahana ireo olona 24, anisan’izany ny zandary efatra…

Raha ny fanazavana azo, dia mahazo laka ankehitriny ny halatra sokatra any Lavanono, distrikan’i Beloha Androy. Ny nambaran’ny mponina nandritra ny fanadihadiana nataon’ireo mpanao gazety misahana ny fiarovana ny tontolo iainana, izay tohanan’ny Page Giz, no nahafantarana fa dia misy vahiny mitondra fiara tsy mataho-dalana tonga any an-toerana maka sokatra. Ary misy amin’ ireo olona…

Culture de la paix et redevabilité : Soutien à 14 radios de proximité dans le Sud

Quatorze stations dans les onze districts abritant des zones les plus touchées par l’insécurité, et également des zones d’intervention du PNUD, dans la partie sud de l’île ont participé à des sessions de renforcement de capacité en matière de réalisation d’émissions radiophoniques sur la consolidation de la paix et la culture de redevabilité. Une activité…