Day: 13 juin 2018

INFor : 1 800 personnes à former d’ici à 2020

L’Institut national de la Formation du Personnel des Établissements d’Enseignement Technique et de la Formation professionnelle auprès du Ministère de l’Emploi entend renforcer le nombre de bénéficiaires du programme de renforcement des capacités du corps enseignant axé sur les sciences et technologies de l’industrie et du développement durable, les sciences et technologies de l’agronomie et…

Eglise anglicane à Diégo-Suarez : Formation en protection sociale avec la CNaPS

Les 7 et 8 juin dernier, la Caisse nationale de Prévoyance sociale (CNaPS) et l’EEM ont organisé une formation en protection sociale à Diégo- Suarez. Dédiée aux travailleurs de l’EEM, cette formation cadre dans la convention signée l’année dernière entre cette église et la CNaPS, représentées par Mgr Ranarivelo Samoela Jaona et Arizaka Rabekoto Raoul.…

Telo andro taorian’ny fakan’andian-jiolahy nirongo basy mahery vaika an’i Nizar Pirbay teto Toamasina, sy ny firongatry ny fanafihana mitam-piadiana tato ho ato, ary ny fisiana saika isan’andro ny fanendahana sy fandravana olona na andro na alina an-dalam-be indrindra fa ireo mpandeha moto scooter, dia nilaza ny heviny ny teo anivon’ny “Emmo-Sécutité”; izay tarihan’ny Kly Ranaivoarisoa…

Nisehoana fanafihan-jiolahy mahery vaika teo Antokonana, Ankazondandy, amin’iny lalam-pirenena fahatelo iny, ny alin’ny alatsinainy lasa teo. Rehefa avy nanafika ireto andian-jiolahy ireto dia nitsoaka niaraka tamina taxi-brousse iray teo an-toerana. Isan’ny mampikaikaika ireo mponina any amin’iny faritra Avaratry ny renivohitra iny ny resaka tsy fandriampahelamana ; izay mahazo vahana tokoa amin’izao. Afak’omaly, tokony ho tamin’ny 10…

Projet « Femme et Energie » : Soutien de GIZ-PERER aux femmes entrepreneures

Dans le secteur énergie à Madagascar, l’approche genre est encore peu prise en compte. C’est un partenariat scellé entre la coopération allemande et le Groupement des femmes entrepreneures de Madagascar (GFEM) qui vient d’être officialisé, hier, entre la GIZ (Deutsche Gesellschaft für Internationale Zusammenarbeit ou Agence de Coopération internationale allemande pour le Développement) et le…

Jiolahy efatra rain-dahiny nokarohina efa ela, izay malaza ratsy amin’ny fanafihana mitam-piadiana, vono olona, fanendahana, ary vaky trano, izay nampiaikaika ny mponina maro tao Mahajanga, indrindra ny ao amin’ny Fokontany Tsararano Ambony, Tsararano Nosikely, Ambalavola, Fiofio, . . . no saron’ny polisy, afak’omaly, niaraka tamin’ny entana nangalariny sy ny vehivavy iray nampiantrano azy ireo teny…